Manana antoka ny famonjena fa sao dia .....

1. rrgmt ( 26/02/2006 13:08)
Na inona 2 aloha ny finoanao, raha tsy manana an'i jesoa ao anatinao ianao, ^nanaiky Azy ho Mpamojinao manokana sy mpanjakan'ny fiainanao dia fotoana lany ihany ny théorie-nao sy ny fivavahanao ê!
Tapaho ny hevitra fa minatso anao izy anio !
novalian'i bichette ny 02/03/2006 00:44
2. diamondra27 ( 26/02/2006 13:27)
anio raha hihaino ny feony ianao de aza manamafy ny fonao
3. diamondra27 ( 26/02/2006 13:29)
hebreo 3:15 Io ambony io
4. Fiffi ( 26/02/2006 13:37)
ary tsy satry ny miantso anao izy
5. diamondra27 ( 27/02/2006 10:59)
Hazavao @ antsipiriany kosa le izy ry rrgmt fa sao misy tsy mahazo a!
Ny anao tonga de le conclusion no nilazaina.
Hifanampy eto isika raha izay no ilaina
6. jentilisa ( 27/02/2006 13:31)
mety ve ny teny hoe manana an'i Jesoa? fa angaha Jesoa fananana moa? Tsy aleo ary ve maheno hoe raha tarihin'ny Fanahy Masina ianao, na hoe raha voasoratra any an-danitra ny anaranao?
Aza mifaly fa manaiky anareo ny fanahy fa mifalia fa voasoratra any an-danitra ny anaranareo!
7. marozevo ( 27/02/2006 23:45)
Manana an'i Jesoa... mety mba fomba fiteniny azy fotsiny io fa tsy midika hoe FANANANA akory i Jesoa. Isika aza, raha manaiky ny teniny, no tonga FANANANY. Toy ny hoe andian'ondry ohatra...
8. Fiffi ( 28/02/2006 05:32)
fa angaha Jesoa fananana moa?
misy dikany 2 zany ny fitenenana hoe "manana" eto. Ny iray dia fananan-javatra hita mivaingana , ny iray kosa dia fananana ao am-po . ohatra: Jehovah no mpiandry ahy , tsy hanan-java mahory aho , eny na dia andeha hamakivaky ny lohasan'ny fahafatesana aza aho dia tsy hatahotra ny loza aho fa ianao no amiko. Io zany dia ny fananana an'i Jesoa ao am-po sa diso ve aho ?
9. fijo ( 28/02/2006 22:17)
"minatso" ahy hoe izy ?tsy azoko izay teniny izany kle? aleo aloha izy hiseo amiko vao mino aho
10. lapino ( 01/03/2006 01:15)
jentilisa:
mety ve ny teny hoe manana an'i Jesoa? fa angaha Jesoa fananana moa?

Mety ve ny teny hoe manana namana? manana zoky, manana zandry, manana olon-tiana?
Rehefa zavatra ao anaty koa dia azo atao hoe manana: manana aretina, manana toe-tsaina, ...
Ataoko fa azo tenenina ihany ilay hoe "manana an'i Jesoa".

fijo, mbola hiseho Izy araka ny teniny, kanefa koa amin'ny antsoiny hoe: "sambatra izay tsy mahita nefa mino".
11. miranto ( 01/03/2006 05:57)
tena mety io fiteny hoe manana an' ijesoa io ry jentilisa an, tahaka anao hoe manana zavatra de tahak' izay koa ny fanananao an' i jeso rehefa noraisinao ho tompo sy mpamonjy ny tenanao izy, izany hoe rehefa manolo tena hanompo azy ianao de miditra ao anatinao izy ,@ maha fanahy masina azy de miditra ao anatiny fanahinao izy de mitoetra ao anatinao ao de izay ianao no manana an' jesoa ,
ary tiko ny milaza aminao fa manana ny tsara indrindra ianao raha manana azy satria izy no fanalahidy ny fiainana
12. diamondra27 ( 01/03/2006 17:31)
Raha toa ka oe: famonjena=fianana mandrakizay de:


AZO ANTOKA NY FANANANA NY FIAINANA MANDRAKIZAY

I jaona 5 :13= Izany no nosoratako aminareo, ze mino ny anaran’ny zanak’Atra, mba ho fantatrareo fa manana fiainana mandrakizay ianareo

Donc azon’olona fantarina fa manana fiainana mandrakizay izy

Jaona 1 :12= fa izay rehetra nandray Azy de nomeny hery ho tonga zanak’Atra, dia izay mino ny anarany.

Rehefa mandray an’i Jesosy Kristy ho Mpamonjy isika de voavonjy@ zavatra maro :


1- Mat 12 :28= fa raha ny fanahin’Atra kosa no amoahako ny demonia, de efa tonga aminareo sahady ny fanjakan’Atra (ilazàna fa misy fanjakàna 2 eto antany : an’i satana mat12 :26 ary an’Atra and28)

2 - Kol 1 :13= sady nahafaka antsika t@ fahefan’ny maizina ka namindra antsika ho @ fanjakan’ny Zanany malalany

3 – Asa ny Apostoly 26 :18 = Paoly nitory t@ reo olona ireo , hahatonga azy ireo
* niala @ maizina ho @ mazava
*hiala @ fahefan’I satana ho @ Atra
*mba hahazoany famelànkeloka sy lova noho ny finoana an’I Kristy

4 – Jaona 1:5 =Ary ny mazava de mamirapiratra ao @ maizina.

5 - EFESIANA 5-8; and 8= Fa maizina isika fahiny, fa efa mazava kosa ankehitriny. Tokony handeha tahaka ny zanaky ny mazava isika


13. diamondra27 ( 01/03/2006 17:32)
mbola hitohy
14. marozevo ( 01/03/2006 23:27)
An3... tsy miantso an'i fijo izy ka! Olona hafa no antsoiny, fa tsy olona manentsin-tadigny ...

Ny fiainana mandrakizay, dia ny mahalala Anao, ry Ray, hany Andriamanitra marina. Sy (ny mahalala an') i Jesoa Kristy ilay nirahinao.
15. xxx ( 02/03/2006 00:04)
16. bichette ( 02/03/2006 00:44)
:-w:-w:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6849