nuisette

1. xxx ( 26/02/2006 10:20)
mba tiako ho fantatra we, inona ny couleur-na nuisette na sous vetement mahafinaritra ny lhl, ratsy v raha hotrany leopard ,zany we maramara b sy marron2, nefa za zarazara ?
novalian'i vale ny 01/03/2006 18:48
2. fasaly ( 26/02/2006 10:48)
oujjjjjjyyyyyy! tena tsy manana idée mahintsy ve i xxx izay manendrika ny tena?????:roll::roll::roll:
3. diamondra27 ( 26/02/2006 12:02)
manaova defilé @ akamanjy de anontanio azy.
Fa ny anjy ve 'zany ze mahafinaritra ny partenairenjy no anaovanjy fa tsy ze goût-njy?
4. fasaly ( 26/02/2006 12:39)
diam: fangah zay mahafinaritra ny partenera akory no lazainy fa mahafinaritra ny lhl hono:roll::roll::roll:8)
5. Fiffi ( 26/02/2006 13:59)
:roll::roll: izay mendrika ny tena aloha atao alohan'ny hanaovana ho an'ny hafa fa ireny hafa ireny koa ve mba misahirantsaina hoe inona re no hanaovako mba ahafinaritra anao eh?
6. vale ( 26/02/2006 14:17)
an3 kosa zareo à, ko mety saron-tsarotiny izay ny lhl ny koa:roll::roll: fa raha olona zara2 ianao dia mety io ka hitako @ fomba fitafin'i Mel B an'ny spice girl, toa manedrika tsara le volon-koditrany le léopard knou!
fa raha ny tian'ny lehilahy rehetra alou mety samy manana ny tiany ny tsirairay ka tena sarotra be e.
7. xxx ( 26/02/2006 15:35)
ny ahy aloha string na tanga mainty e mampazoto homana
8. fasaly ( 26/02/2006 17:27)
:°)
9. akamatiana ( 26/02/2006 18:25)
:roll:
10. Veloo ( 26/02/2006 20:39)
:roll::roll:
11. fasaly ( 26/02/2006 21:16)
:roll::roll::roll:
12. kala ( 27/02/2006 06:49)
vizana sahady ny masoko ka!
io ndray an! aza de mieritreritra ny zvt tian'ny lhl satria le lhl mety tsy izay no tiany fa izay mendrika aminao. sy maha à l'aise ihany atao...:wink:
rehefa mety aminao le zvt demazava hoazy tiany njy
andramo ange:)

13. fasaly ( 27/02/2006 10:03)
:°)
14. vale ( 27/02/2006 10:56)
kala: tsy ny lhl rehetra nefa an, otrany ahy izao dia TSY MITOVY goût amiko izy na dia itako fa manendrika ahy aza le zvt anaovako ka eo le mipetraka ny olana, ohatra ilay vhv ty zvt simple nefa ilay partenaire mitady zvt fantaisie dia ahoana? (tsy cas-ko io iray io an:wink:)
15. fasaly ( 27/02/2006 20:28)
ka izao ange vale , ny lehilahy tsy de mijery izany
fa rehefa miala any enao sy ny nuisette de efz tiany e!
16. vale ( 28/02/2006 11:41)
ny anay ngamba no efa diso exigeant fa izy mihintsy no mifidy ny lokony ko:roll:
17. fasaly ( 28/02/2006 11:42)
:-D:-D:-D:-D
18. mandrindra ( 28/02/2006 12:31)
raha manahirana ny mifidy ny lokony dia aza manao nisette fotsiny dia basy e
19. fasaly ( 28/02/2006 15:54)
ié amzay tonga de complet lay izy kanou!
20. vale ( 28/02/2006 17:16)
fasaly::-D
mandrindra: raha mba ôtranao doly ny llahy tena cool an!:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.397