tena efa miharatsy ny rivotra sy ny tontolo iainana eto Iarivo: ny setroky ny fiara mitombo hatrany, ny fako misavovona hatrany, ny rano maloto miandrona ka mitondra aretina, ny fiadidin'ny tanà na anefa mba manao ihany fa tsy mahasahana izany rehetra izany.Mety ho vahaolana ny fisian'ny hetra momba ny fangalana ny fako ary tokony hisy koa ny hetra alaina @ fiara ka ny mpandoto be dia mandoa be(principe polluer-payeur). ahoana ny hevitrao?
natao ny sondage fa la ville la plus polluee dia Tana...:roll:
za ry reto tany dia tena kivy mihitsy tsy tia mandeha firy tao Tana, saika narary mihitsy za t@ ilay setroka tomobila..:cry::(
fa tsy namokatranga indray angah ilay cooperation niaraka tam orinasa rainiboto tao Stuttgart?
azadino kou fa ra-Patrick ange Diplom tam chimie ny nataony e! Prop-2-in-1-sulfonsäure-Natriumsalz als Additiv zur Erzeugung strukturierter NiP-Schichten. k mety tsy voafehiny zany taranja "gestion de dechets" sy "environnement" zany na dia niainany isanandro aza tany Allemagne. Ny andraikitra sahaniny koa mety betsaka loatra.