Ny filoha Ravalomanana tao Las Vegas

1. tovolahy007 ( 19/02/2006 02:25)
Manahoana
Salama tsara ny filoha t@ izy hitanay tao Las Vegas .Nijery Elton John izy sy ramato vadiny t@ io.
Hay tsy marina akory ny resaka mande any Madagasikara fa marary izy.
Mirary fahasalamana ho anao hatrany andriamatoa Filoha.
novalian'i Veloo ny 01/03/2006 21:17
2. lionbrun2004 ( 19/02/2006 07:02)
Salama .Misaotra ny namana mba nanome vao² momba ny Filoham-pirenana . Hay moa ka salama izy fa tsy arak ' izay nolazain'ny sasany akory .Milamina izany satria mety ho tonga hamangy an'ny Besalampy mantsy ny Filoha Ravalo sy ny delegasiona miaraka aminy ny 4 na 5 mars hoavy izao amin 'ny fametrahana ny Kardinaly Razafimahatratra G. hisotro ronono ka aty Besalampy izy no hialokaloka . Sady efa vonona no efa niomana rahateo ny aty an-toerana handray ireo vahiny . Ka dia misaotra betsaka .
3. xxx ( 19/02/2006 08:00)
lionbrun2004:

Aleo atao hoe Kardinaly Razafindratandra e :wink:

4. pissoa ( 19/02/2006 08:05)
Miombon-kevitra amin'i xxx :wink:
5. Ragadona ( 19/02/2006 08:15)
Tokony tonga dia nolazainareo ange hoe hitanareo izy tany miaraka amin ny porofo mazava fa tsy efa 10 jours aty aoriana vao hoe hitanay, na 3jours ange dia efa afaka mivoaka ny hopitaly raha amin ireny hopitaly manana ny ilaina rehetra ireny e, dia afaka manao "kovalesansy" herinandro. Sarotra ihany ny hamantatra ny tena zava nisy fa ny zava misy no fantatra, dia hoe salama izy saingy samy salama daholo na ny olona avy nitsabo tena na ny olona tsy narary
6. Veloo ( 19/02/2006 23:55)
ny honohono ve tsy hisy e/.:roll::roll:
misaotra ry James Bond 007 a:lol:
7. cutie ( 21/02/2006 12:54)
tovolahy007 [ Valio ] 19-02-2006 06:25:29
Lohateny : Ny filoha Ravalomanana tao Las Vegas
Manahoana
Salama tsara ny filoha t@ izy hitanay tao Las Vegas .Nijery Elton John izy sy ramato vadiny t@ io.
Hay tsy marina akory ny resaka mande any Madagasikara fa marary izy.
Mirary fahasalamana ho anao hatrany andriamatoa Filoha.

de ni gamble koa ve izy :-D:-D:-D
8. Herimiafina ( 22/02/2006 01:15)
:roll::roll::roll::roll:
9. cutie ( 22/02/2006 12:01)
mianatra an'i veloo nga i herimiafina zany :-D
10. Herimiafina ( 22/02/2006 15:23)
:roll::roll::roll::roll:
11. Veloo ( 22/02/2006 15:54)
tsssssss io retsy panara-body fotsiny a:-D:-D:-D
12. Herimiafina ( 22/02/2006 16:03)
Mpanaraka inona hoe ry Veloo malala an? hehehehe:-D:-D
13. cutie ( 22/02/2006 18:32)
:-D:-D:-D:-D
14. Veloo ( 23/02/2006 16:31)
k'ita retsy ko :-D:-D
15. Herimiafina ( 23/02/2006 21:09)
:roll::roll::roll::roll::twisted:
16. fijo ( 24/02/2006 04:30)
tsy efa tratrany kosa ve izay ny V... n'i veloo e.
cutie an,mety nanao izy,dia hanamboarany lalana ny vola azo
17. watafon ( 24/02/2006 06:56)
fa zao kosa an : nilentika b ny masony fa tsy ôtran'ny isan'andro ! za manokana alou d mahita fa reraka izy tsy haiko na le voyage na inn fa tsy normal ny fahitako azy e!!!!
18. Veloo ( 27/02/2006 16:47)
wata a matin;ny asa lesy izy zany a... mandreraka mihitsy anie ny mitondra indrindra rehefa manao serieux otran'azy e.. mba te hahavotra ny tani-tsika izy :(
19. cutie ( 28/02/2006 17:35)
: fijo [ Valio ] 24-02-2006 08:30:34
Lohateny : Re : Ny filoha Ravalomanana tao Las Vegas
tsy efa tratrany kosa ve izay ny V... n'i veloo e.
cutie an,mety nanao izy,dia hanamboarany lalana ny vola azo

fijo :-D:-D:-D:-D:-D mety hilay zany a
20. Veloo ( 01/03/2006 21:17)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7039