tia ve zany?

1. lilbon ( 17/02/2006 05:06)
Ianao,
ilay masoandro mibaliaka manazava ny marainako:D
Ianao,
ilay vain'afo mipariaka manafana ny fiainako:)
ianao,
ilay mpanjakako ametrahako ny fitiavako(l)
ka ianao,
no fihiniko sy antenaiko fa ho aviko.

izaho,
tsy te hanantena raha tsy ianao(l)
izaho,
ataoko sanatria ny mba ho lao:*
izaho,
efa natokako ny fiainako hatramin'izao:oops:
fa izaho
tsy ho vonona ny hanao anao ho kilalao:/
novalian'i xxx ny 27/06/2007 11:38
2. Fanja1 ( 17/02/2006 05:55)
hummmmmmm, amoureux i lilbon zany... courage
3. Fiffi ( 17/02/2006 06:49)
tena tia zany an! dia tohizo ary mahereza fa tsara eh
4. mamzelkely ( 17/02/2006 06:56)
kayy hay ve poeta be le lilbon mahay ka tsara ee =D
5. ari.malala ( 17/02/2006 07:24)
mhhhhh! tsara be!
6. sonwin ( 17/02/2006 08:42)
he he vao maika leisy izy ho potipotika mahita io voasoratra io kle=D=D
7. mirana ( 17/02/2006 09:27)
:-$=D
sambatra zay hiantefan'izany.......
humm izaho ianao,isika roa...
paradisa ny eto an-tany....
babonao ilay olona andriamatoa...
8. ravakamalala ( 17/02/2006 09:57)
ilay vain'afo mipariaka manafana ny fiainako


vain afo ve ry lilbon tsy hatahorana handoro indray?

ilay mpanjakako ametrahako ny fitiavako


tena vonona ny ho mpanompony ianao zany!?!

mahereza e! tsara ny mifankatia.:lol:
9. petiterose ( 17/02/2006 11:00)
mahay mamorona tononkalo an
10. mamzelkely ( 17/02/2006 11:28)
tretrika tokoa zay ihatefan'izany fitiavanao izany
enga anie ho torotoro ny fony ka ho anao irery ihany
nanoratra tononkalo aho, sambany...:roll:
mahereza ary mahareta hatram farany
11. xxx ( 17/02/2006 11:36)
lasa poeta mihitsy fa tojo ny tina zany ny tovolahy an!!! efa hitako e, tsara be, de felicitation zany elah!!
de ho tsara tso-drano zany nareo 2, mahaleova mahalasana fa ianao efa manantena azy tsara sady efa vonona tsy hanao kilalao?? moa izy efa mpanazava zany we mpanilo anelah ; tafaray zany ny tia !!! :-*:-*araky ny hiran'i mima we coleo de sereo eh! :*:*

kilalao ve zany lesy ry...???? hitako moa no triste be kala ind11:cry::cry:,=((=(( aleo soloiko elah, mba ho hantenaiko de tsy hataoko kilalao ka??? sa ahona lesy fa mety ho tafita ihany le kofy, hihihi!!
bonne chance ary e!
=D=D ^:^^:^
12. fasaly ( 17/02/2006 11:43)
:roll:
13. loloniary ( 17/02/2006 11:59)
hay moa???
de mirary soa ho anareo, tanteraha tr@ farany oh!!!! enga anie tsy hiova zany tanjonareo 2 (IANAO SY IZY) zany.
14. xxx ( 17/02/2006 12:08)
tena efa ao anatiny lesy elah, fa tandremo manao lalan-dririnina, ka fatra-pifidy eo vao sendra ny.... aza tia miova2 e!!!!
de tsarovy lesy zahay rehefa tonga any @ fanjakan'ny mpanjakavavin'elah zany elah an!!!
15. ari.malala ( 17/02/2006 12:12)
ntsô! ary toa nipitrapitra ifasaly? soa d i fasaly aza io tenenin'i lilbon io eee:-w
16. fasaly ( 17/02/2006 12:22)
:snif:
17. fasaly ( 17/02/2006 12:24)
xxx:

tena efa ao anatiny lesy elah, fa tandremo manao lalan-dririnina, ka fatra-pifidy eo vao sendra ny.... aza tia miova2 e!!!!
de



:-w
18. mamzelkely ( 17/02/2006 12:34)
:roll:
19. fiaritiana ( 17/02/2006 15:40)
Izaho,
ilay masoandro mibaliaka manazava ny marainanao
Izaho,
ilay vain'afo mipariaka manafana ny fiainanao
izaho,
ilay mpanjakako ametrahako ny fitiavanao
ka izaho,
no fihiniko sy antenaiko fa ho avinao.

ianao,
tsy te hanantena raha tsy izaho
ianao,
ataoko sanatria ny mba ho lao
ianao,
efa natokako ny fiainako hatramin'izao
fa ianao
tsy ho vonona ny hanao ahy ho kilalao


miala tsiny libon fa mba novaiko kely lé tononkalo a! ohatran io zany lé 1 rehefa mamaly an!:-*:-*
20. fasaly ( 17/02/2006 16:45)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.779