tia ve zany?
21. lapino
(
17/02/2006 16:49)
fiaritiana:
izaho,
ilay mpanjakako ametrahako ny fitiavanao
ka izaho,
no fihiniko sy antenaiko fa ho avinao.
Tia tena kosa fiaritiana e! :wink:
23. xxx
(
17/02/2006 18:06)
Ianao,
ilay masoandro mibaliaka manazava ny marainako
Ianao,
Ilay volana sariaka izay mameno fisainako :D
Ianao,
ilay vain'afo mipariaka manafana ny fiainako
Ianao
Nandroaka ny hatsiaka sy nampitony ny tarainako :)
Ianao,
ilay mpanjakako ametrahako ny fitiavako
Ianao,
Andrianiko isan'andro fa olon-tiako sady havako (l)
ka ianao,
no fihiniko sy antenaiko fa ho aviko.
Ianao,
Anio, rahampitso, mandrakizay no hotiaviko (l)
33. lilbon
(
20/02/2006 03:08)
aleo asiana valiny kely!
ilay olona hiantefan'io tononkalo io refa mamaky azy de faly be ! de izy ihany izao no mahalala we izy no hiantefan'io :):):):):)
de aza misy curieux!:-D:-D:-D
ilay olona hiantefan'io tononkalo io refa mamaky azy de faly be ! de izy ihany izao no mahalala we izy no hiantefan'io :):):):):)
de aza misy curieux!:-D:-D:-D
38. xxx
(
21/02/2006 10:04)
Mpandefa : lilbon [ Valio ] 20-02-2006 07:08:01
Lohateny : Re : tia ve zany?
aleo asiana valiny kely!
ilay olona hiantefan'io tononkalo io refa mamaky azy de faly be ! de izy ihany izao no mahalala we izy no hiantefan'io
de aza misy curieux!
KA REHEFA TSY TIA TSIKERA NA COMMENTAIRE DE AZA ALEFA ETO E!!!!

39. xxx
(
21/02/2006 10:10)
tokony tany @ pv nareo tany zany io nalefa ry lilbon fa tsy teto amizay tsisy mahita .
Tsy haiko zao na za no hiantefan`io na iza :-D:-D:-D
Tsy haiko zao na za no hiantefan`io na iza :-D:-D:-D
40. hesham
(
21/02/2006 10:13)
lilbon aza menatra fa tsory we hoan`iza ilay tononkalo hihihihihih soa ihany fa tsy ho ana fa raha tsy zany lasa love be aminila za hihihi