mofo

1. xxx ( 15/02/2006 12:21)
ahoana ny ahafantaranareo lhl we tianareo ny vhv na d efa azo aza ny mofo(firaisana ara-nofo)?, ary raha tsy tianareo v , d na ny hiverina ihinana mofo manaraka aza tsy ataonareo intsony fa maharikoriko v?sa hiverenanareo ihany fa mofo adala tompo!
novalian'i fijo ny 01/03/2006 04:48
2. mandrindra ( 15/02/2006 13:16)
ny hafantarana hoe tiana ilay viavy rehefa azo ny mofo dia arakarak'ilay tsiron'ny mofo sy izay fijery ho mety fahaizany mandroso mosfo amin'ny manaraka. raha tsy tiana ilay sipa dia hiverenana ihany aloha ny mofony raha to aka tsy manakohanina.
mofo miandry fotsiny kosa ve tsy ho hanina, tadidio fa misy ny maty noana.
3. isrine ( 15/02/2006 14:40)
O ry mandrindra o...
De tena mahay mandrindra aloha roky e.
Ka ilay fanontaniana ve hoe: "tia anareo" sa " tinareo".
Ohano foana leitsy ry mandrindra fa sao de maina eo ny mofo a....
Manahirana ny teny gasy ampiasaina ny namana sasany eto indray2.
4. lemenakely ( 15/02/2006 16:26)
andriamanitra o poah!!!
5. fasaly ( 15/02/2006 16:46)
rehefa tsy tiana ilay sipa ka tsy misy hanikoanina ry zalahy de haniny ihany kalou ny mofo ka! zà lou mino izay e! sa ahoana ry zalahy??????:°)
fa ny contraire nzay kosa alou tsy possible e! ohatra ny vehivavy no tamin'ny place n'ny lehilahy....:^)
6. vivi ( 15/02/2006 17:03)
raha ny fijeriko indray,ny sipa raha mbola virja d mandefitra ihany ny bandy we zefa ,fa ny bandy rehefa ataonao tsara ny mofo asiana dobera sy confiture d tsy maitsy tara @nao foana e!, matoa izy tsy miverina d tsy nahay nanome mofo zany ilay sipa , matoa anie lery nikoty t@ voloany d efa tia zay e!, fa ahoana kosa hisy fiovampenitra tampotampoka teo!, fa raha noana b izy d lasa mandeha mividy fotsiny , ataony hinona koa zany ihinana mofo fopla zany !raha ny olona fantako aloha d izany e!
7. diamondra27 ( 15/02/2006 17:05)
raha tena tiany (=vady, fiancée)aky le joba ka nisaraka ry zareo de 'zay no vita a!

raha sipasipa indray, arakaraka ny mofo io, raha misy dobera sy fromage de mety mbola voan'ny lery ihany refa ramaka izy.

Ny sasany indray tsy miverina intsony fa vhv be de be eran'ny tanàna io ve de ho lany fotoana @zany eo izy?
8. Veloo ( 15/02/2006 17:31)
Mpandefa : lemenakely [ Valio ] 15-02-2006 20:26:33
Lohateny : Re : mofo
andriamanitra o poah

aza manoninona fona ny anaran'Antra eo lesy a
9. pitchou ( 15/02/2006 17:33)
d tsy haiko klou fa zà vevavy e!
10. vivi ( 15/02/2006 17:53)
zao koa akia a!, rehefa mankany @ ndry na izy ,ka tsy misy atao raha tsy ny ihinana mofo fona , zany we tsy mba misy we matory fotsiny tsy misy mofo d , tena tsy tia ilay bandy , nefa kosa raha ohatra ka mba matory any izy na mba mampiaraka keli fa tsy misy zany d mba tena reveny kosa ilay sipa e!, fa ny degré no sami hafa
11. fasaly ( 15/02/2006 19:08)
vivi: ka zà kou mahalala bandy tsy tia anlay sipa fa rehefa tsisy hanina de hanina ihany kalou ny mofo:wink: ny miraparapa am mofo tsy hay fiaviana kou amzao tsy azo hatao fa betsaka ny arretina kanou!......araka ny filazan'ny dimaondra io:wink:


rehefa tsy mofo maina mahakenda d'efa tiandry zareo e! raha somary asiana saosy mandomando iny lay morof de midina tsara....:-P
12. vivi ( 15/02/2006 20:46)
zao anie ry fasaly e!, raha vao miala any kosa izy we t ihinana mofo , d mahazo ,d tonga d tratra we mofo ny tiany fa tsy ilay sipa , fa ny tokony ho izy d mba mampiaraka kely , na miara-matory aza mba calin fotsiny fa tsy misy mofo na any ampandriana aza ,io tiako tenenina io @ fiarahana voloany a!, ohatra ao anatiny 3 volana hiarahana iny , fa matoa koa fiarahana efa ho 5 volana ,d efa fitiavana koa zany !
13. fijo ( 15/02/2006 21:15)
za aloha virja fa raha mofo izany kosa dada hoaniko kle.
14. akamatiana ( 16/02/2006 05:20)
vivi marina akia nenjy!!

fa aleo kou ry zalah inana mofo ze itany eny euuh!! izy iany no harary eo refaveo !!

fijo> zany ry virja , fidio iany le mofo arapaka fa so de ipiriritsa eo an!!:-D:-D
15. Fiffi ( 16/02/2006 05:33)
fijo: mofo gasy ve ?:-D:-D:-D
16. andry44 ( 16/02/2006 08:05)
akamatiana>marina zany e!tsy maintsy fantampatarina ihany ny mofo ohanina na de misy dibera sy confitira aza knou:lol:
17. lilyjou ( 16/02/2006 13:05)
holazaiko hoe adala ka tezitra fa ra resakamofoaloa refatena tsy aritra dé oanina zé eo
18. deghany ( 16/02/2006 14:08)
xxx:

ahoana ny ahafantaranareo lhl we tianareo ny vhv na d efa azo aza ny mofo(firaisana ara-nofo)?, ary raha tsy tianareo v , d na ny hiverina ihinana mofo manaraka aza tsy ataonareo intsony fa maharikoriko v?sa hiverenanareo ihany fa mofo adala tompo!


raha tsy tiana le vhv de hanina iany ny mofo fa tsy maintsy asiana toaka kely alou alohan'ny hikaly!!!
19. mignone ( 16/02/2006 17:01)
apéro ve ry deghany hahahaha
20. akamatiana ( 16/02/2006 18:53)
andry44 > zany nge waa , njainjay efa confiture masiso no natao tao kou:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6137