mofo
21. tyfoly
(
16/02/2006 19:01)
ary ny tiako fantatra indray we, raha bandy koa manao micro d reveny koa zay lai sipa , fa raha ataony sec b tsy misy revy, fa gidraga b ,d eee, tsy tiany mihintsy , fa raha miangaly tsara izy manao azy sady mankafy @ tena lafatra d tiany koa !, fa raha contraire ny reo aleo manao bye!
22. maelys
(
17/02/2006 11:16)
zah tia mofo dibera, mofo lasary, mofo gasy, fa le mofo confiture menamena kosa lou tena pouah e :°)
25. fijo
(
17/02/2006 21:32)
za aloha mihinanan izay misy e,hafa tsy ny mofotay.an an mofo thai ka,mofogasy ihany ny ahy
27. maelys
(
22/02/2006 05:00)
reto mbola nisy adino : mofo baolina, mofo anana, mofo akondro, mofo sakay :miam::miam:
30. kala
(
25/02/2006 10:03)
fa manin kou ange raha mionona @ le mofo ananana ê!
ny fomba ihinanan azy no amboarina kely...
:wink:
ny fomba ihinanan azy no amboarina kely...
:wink:
31. bandykely
(
27/02/2006 13:50)
Asiana sakay kely ndaindray, asiana poivre, asiana sosy voanjo, avadibadika kely e. Sa ahona hoy Fasaly?