fitiavana v?

1. xxx ( 15/02/2006 09:39)
niaraka t@ bandy 6 mbolana teo za , d ,ny fiarahay aloha tsy d serieu b fa somary kilalao ihany , sady mifanalivi_toerana zahay ka tsy d mifankahita raha tsy isaky ny 2 mois eo foana , za koa moa rehefa mankany @ , tsy d we ho any @ loatra koa fa mamangy any mamanay , d eo no hifankahitanay, t@ voloany moa reny bandy manirikiry reny izy fa @ zao a loha ca va , tsy we mahafinaritra , fa tsy mampaninona anahako , za moa tsy miantso azy raha tsy 1/mbolana , indray2 ,izy mba mandefa texto , fa t@ za farany niantso azy , d niteny izy we tongava aty , d niteny za we @ zao , ilay izi aloha hiaraka week end , d izy moa efa nanao reservation @ hotel sy ny tariny , fa tsy maninona v we za no miantoka ny frais-ko sa vendrana b za ? izy aloha tsy mi-derange ahy fa ilay meilleur amie-ko milaza we zefa b za !, ka izay no mba hilaiko hevitra aminareo,tsy maninona v? , ary mba misy fitiavana ihany v zany izy miantso za anao week-end , miaraka @ zany ?, misaotra mialoha
novalian'i xxx ny 18/02/2006 09:49
2. xxx ( 15/02/2006 10:18)
Miankina ka. Raha toa ka mitentina $ maromaro ny frais dia tsy maninona fa hifanampiana izay azo hifanampiana. Fa raha frais-na taksi-be na taksi-brosy fotsiny dia mpanataka be ilay naman-dry!

ny fiarahay aloha tsy d serieu b fa somary kilalao ihany

Inona kay ny antony andehanana any raha toa ka hilalao fotsiny fa tsy ho serieu akory? Sady izay indray mbola mitady hiady frais vao handeha :-w:@:@:@
3. xxx ( 15/02/2006 10:34)
ra tsy tiny v atsony? naka hotel??? tokony nandefa frais koa izany ra tena tia!:-w fa maninona no fin de semaine fotsiny? :-w
ml
4. xxx ( 15/02/2006 11:09)
refa vononjy ry xxx ny ho any ka ts mampaninona anjy ny mando ny frais anjy de andana fa ts probleme zany :°)

zlkl
5. diamondra27 ( 15/02/2006 11:13)
inon njay re 'ty ry kaky o!

milalao fitiavana an!

fa maninona no ho any @ hotely?:-D:-D:-D:-D

Hum hum be 'zany an!

hotely = firaisana aranofo

raha tena tianjy le kof de maninona moa , fa raha kilalao =(( tsy maintsy misy iray mizaka eo refa vita ( ny chagrin ny tiko lazaina @zany)

de azony ze nilainy de atsipiny njy de ahoana?
Toa mbola atomotra be 'zany klé. 6mois de connaissance, rencontre 3 fois, tél...tsy ampy 'zany ka!

Fa raha sipa tia mi-profite la vie njy de ataovy

Momba ny hoe: tongava aty amiko raha izy no mi-inviter de izy 'zany no miantoka ny rehetra raha tsy 'zany de izy miteny hoe: aleo hifampizara

tsy taraiky loatra ve 'zany e! efa omaly nge ne st-valentin tokony nanaovana an'izany e!





6. pams ( 15/02/2006 11:35)
ra tsy lavitra b le izy tsy olana mitsy zani oe ndry no mandoa ni frais sady refa tonga ani ange dry d tsy maitsy izy no miantoka ni rehetra e.fa le namandry faly te anataka an'azy fotsiny d mandehana ra tsy sans contrainte le andanan-dry any
7. bebe ( 15/02/2006 11:47)
zà aloha de manoro hevitra andry fa raha vao ny bandy no mampandoa vola andry @ fiarahana zany:evil: fôpla be zany...azafady fa somary direkta be zà.
misy namako zay ndray manana sipa izy : asainy mi-tel anazy isan'andro le vhv fa kosa, izy no miantoka ny crédit...Manao WE any ambadika any ry zareo fa le kôfa foana no mamoaka vola satria izy no mitarika le hevitra:wink:
xxx > tsy ampy akia ny fifaneraseranareo â! tél zany tsy misy dikany hanaporofoana ny fitiavana...
mitovy @ le fitiavana teraka eto @ serasera zany:-$
asandry aloha ê!
nenà ndray taloha raha bandy hiaraka any @ hôtel zany raha samy tsy tompon-tanana izaho sy izy fa mba we te-hanala azy any amoron-dranomasina, lavitry ny mason'ny be resaka : tsy olana amiko.
farafaharatsiny mba hoatran'i diamondra eo ambony we mifampizara... sao =((eo ka mampalahelo ndry....
Saintsaino ihany aloha ê! ny fitiavana koa ange mahajamba ê!
de mahereza fa vakio ihany ny tohiny sao misy hevitra tsara lavitra noho ny ahy...
8. xxx ( 15/02/2006 12:10)
matoa aloha za ho any d tiako izy e!, ary raha resaka firaisana ara-nofo koa efa nahavita maromaro ihany izahay ,nefa tsy midika koa aloha zany we tsy ho hisy ,za koa aloha tsy sahy hiteny azy we aiza ny frais , fa tonga d haloako.Izahay aloha somary hisitaka @ toeran-kafa mihintsy ,@zay tsy misy mpahita , satria betsaka ny olona fantako mipetraka eo akaikiny d aleoko aloha tsy misy mpahita fa mahasosotra b raha fantatry mamanay we tonga tany nefa tsy nandalo any @,t@ zahay nifankahita farany aloha milamina ny resakay sy izy na @ tel fa za koa matahotra ny ho-tomber @ d aleoko maka distance kely ihany , satria tsy t harary fo koa!,nefa tiako hatao serieu ihany ny fiarahany ,d zay mahatonga ahy hiezaka ny handeha , nefa raha hampiseo b za we tarab ,na koa kahiatra b ,na koa hitany we manan saina hambadika d mety manimba zvtr , fa io week end io no mety hifankafantaranay misi2 kkoa!, ahoana ny hevitrareo?
9. mamzelkely ( 15/02/2006 12:17)
nan tena serieusement za miteny an ty fa io wa refa sur njy we ho zakanjy ny conséquence aveo na hiaraka nareo na ho tapitra ny fiarahanareo ts haiko fa ra sur njy we te ho any ts probleme zany resaka vola zany tena serieux tsara aza njy indépendante envers le lhl (za manokana alo ts miatehatra am lhl zany resa-bola ee, manome ana izy tsara ts maanome izy za ko manana) fa io ts resaka frais alohanjy na alohany fa refa njy sure ny tenanjy we ho any de andana que ce soit lui ou toi qui paie ts probleme zany
10. kiali ( 15/02/2006 13:50)
ze pasinao io eh! refa te ho any enao ka mandoa ny frais nao de anao rery zany fa tsy voafetsy zany enao
11. xxx ( 15/02/2006 15:48)
De ho voa roa ohatran'ny voalavo izany ndry fa sady: VOA (le mandoa frais)no LAVO le asiany any @ hotely.

:°):°) Diniho ihany an!!!!!
12. fasaly ( 15/02/2006 16:16)
f'ita ko! inona njay aza ity resaka vola ity????
rehefa te hanao zavatra amin'ny fo de ataovy hatram farany fa aza asiana tambiny zany....
te hahita azy toi te hiaraka dodo amnazy any am hotely, ndàna mande raha misy ny vola handoavana frais kanou! ny tsy manana no efa tsy fidiny:°)
13. xxx ( 15/02/2006 16:49)
mamzelkely< tena azondry mihitsy ilay izy, sady @zay anie mba misy hasiny koa e? ,
xxx
14. diamondra27 ( 15/02/2006 16:58)
mamz: sur e! vive les femmes!

tairo ary akia haka vola any aminjy za ry mamz fa hoa any @ hotely, de omeko sariko be de be an!:wink:
15. mimiso ( 15/02/2006 17:07)
Ndana akia a! ry XXX na de efa vita aza ny st valentin tsy olana ,ny fitsangatsanganana vita mo ny fahafinaretana azo, de maztou e!!!
16. vivi ( 15/02/2006 18:03)
aza misalasala akia fa tonga d mankanesa ani raha tena reven-dry ilay bandy , fa raha ohatra kosa tsy tiandry d aleo idaboka .Inona moa no fahavoazan-dry @ zany , au moins ndry efa nanao izay mety , d mba efa afaka nenina!, vola akia fitady a!, fa raha io no hampandeha ny fiarahanareo d tsy maninona , ary hampisehoy azy ny talentanao fa tsy manao zefa b !, hihihihh
17. fasaly ( 15/02/2006 18:56)
xxx: zà ngah minteny hoe ratsy ny hotely:roll:
vakio tsara:P
18. xxx ( 15/02/2006 20:38)
azafady akia fasaly fa hitandry ihany fa mahana akia ny mpanao ratsy a!, za io tiako tenenina io!, fa tsy ndry akory no asiako , fa mahamahana b fa sao d manao ny tsy ùety!!
19. fijo ( 15/02/2006 21:37)
aloavy ny frais dia alaivo ny ranony dia modia e.
20. fasaly ( 16/02/2006 05:21)
:-D ny ranon'inona ry fijo

xxx: tsy koi zany aky! fa tsara anie ny mandeha hoitely fa tsy misy maharatsy izany e!:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.208