fitiavana v?

21. MAMINIRIANA ( 16/02/2006 06:36)
Nga moa voatery ny lehilahy ihany no miantoka ny lany rehetra. Raha amiko dia azonao atao tsara ny mandeha.
22. mamzelkely ( 16/02/2006 07:45)
diaamondra avia ee alaivo ny vola ny vola anie maniry eny ambony hazo any aminay eee:-D:-D sady efa asako rahateo ny mandany vola:-D:-D

xxx< zay zany de andana de mahazo fahafinaretana ee:)
23. kala ( 16/02/2006 10:36)
zà ndray aloha tsy mamporisika we aza mandeha na mandehana ê!
amiko manokana rehefa tiako le ol, tsy olana amiko na zà no miantoka na izy.
Rehefa misy eo am-pelatanako tsy pb mihitsy na mandany vola mi-tél azy isan'andro na mandoa frais-ko hamonjeko azy , na asa mandoa ny lany @ sakafo sy ny fiarahana hafa...
no comment io ry xxx fa de bony kourazy fotsiny ê!
zà ndray rehefa te-hifeeling tsy olana ny makany @ hotely raha zay no ahitanay roa fahanginana sy filaminana ho anay...Ny ol ange tsy maintsy hitsikera foana @'izay atao fa kosa ataovy am-pahamalinana akia de farano @ :* milay be
24. papala ( 17/02/2006 11:33)
xxx:

matoa aloha za ho any d tiako izy e!, ary raha resaka firaisana ara-nofo koa efa nahavita maromaro ihany izahay ,nefa tsy midika koa aloha zany we tsy ho hisy ,za koa aloha tsy sahy hiteny azy we aiza ny frais , fa tonga d haloako.Izahay aloha somary hisitaka @ toeran-kafa mihintsy ,@zay tsy misy mpahita , satria betsaka ny olona fantako mipetraka eo akaikiny d aleoko aloha tsy misy mpahita fa mahasosotra b raha fantatry mamanay we tonga tany nefa tsy nandalo any @,t@ zahay nifankahita farany aloha milamina ny resakay sy izy na @ tel fa za koa matahotra ny ho-tomber @ d aleoko maka distance kely ihany , satria tsy t harary fo koa!,nefa tiako hatao serieu ihany ny fiarahany ,d zay mahatonga ahy hiezaka ny handeha , nefa raha hampiseo b za we tarab ,na koa kahiatra b ,na koa hitany we manan saina hambadika d mety manimba zvtr , fa io week end io no mety hifankafantaranay misi2 kkoa!, ahoana ny hevitrareo?



Hianareo izany efa nanao firaisana ara-nofo, koa inona indray no atahoran-jy? Tsy misy dikany izay frais alohan-dry, fa ilay tena zavatra aza efa vita koa! Ilay tena fitiavana tokony ho kajiana aza efa.... tsy hitako izay dikany.
25. papala ( 17/02/2006 11:34)
xxx:

matoa aloha za ho any d tiako izy e!, ary raha resaka firaisana ara-nofo koa efa nahavita maromaro ihany izahay ,nefa tsy midika koa aloha zany we tsy ho hisy ,za koa aloha tsy sahy hiteny azy we aiza ny frais , fa tonga d haloako.Izahay aloha somary hisitaka @ toeran-kafa mihintsy ,@zay tsy misy mpahita , satria betsaka ny olona fantako mipetraka eo akaikiny d aleoko aloha tsy misy mpahita fa mahasosotra b raha fantatry mamanay we tonga tany nefa tsy nandalo any @,t@ zahay nifankahita farany aloha milamina ny resakay sy izy na @ tel fa za koa matahotra ny ho-tomber @ d aleoko maka distance kely ihany , satria tsy t harary fo koa!,nefa tiako hatao serieu ihany ny fiarahany ,d zay mahatonga ahy hiezaka ny handeha , nefa raha hampiseo b za we tarab ,na koa kahiatra b ,na koa hitany we manan saina hambadika d mety manimba zvtr , fa io week end io no mety hifankafantaranay misi2 kkoa!, ahoana ny hevitrareo?



26. diamondra27 ( 17/02/2006 11:41)
marina mitsy 'zany, refa navita firaisana nareo de inona ny olana?

fa de miroso @ dingana manaraka

fa na ho ela na ho haingana aloha de ho tonga any @ mamanjy io oe: tany ihany njy fa tsy nandalo tany aminy

sady jereo fa be mpahalala njy
27. papala ( 17/02/2006 11:43)
Ny firaisana ara-nofo aza efa vitanareo ko! Inona indray no mampatahotran-jy amin'izay questiona frais?
28. dadabe ( 17/02/2006 12:15)
:-w:-w:-w
29. fijo ( 17/02/2006 21:47)
ka efa vita fa mety nanenina izy ko.ngah misy fika intsony fa izay e
30. xxx ( 18/02/2006 09:49)
o, ry fijo tsy naneninana zany ,za fa tandremo an!, sady en plus milay b ilay revy , fa ny ahatonga anilay izy ho lasa serieu no tolono ataoko sy hiakatra dingana ,araka ny teniny diamondra ,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5875