mahatsiaro an'i dragona sisa tavela

1. memerz ( 08/02/2006 19:23)
Nahita ny rainy nisotro toaka ity zanany lahy dia hoy izy: dada a, zà koa hisotro toaka hiaraka @ dada?! dia hoy ity rainy hoe:takatr'ialahy @ filahian'là nga ny lavabodin'là ?! dia hoy ilay zaza hoe:tsia; dia hoy ny rainy hoe:rehefa takatr'ialahy dia misotro ialahy!.
Hitany nisotro divay indray ity rainy dia mbola nanontaniany hoe: dada a, zà koa hisotro divay ?; dia hoy ity rainy:takatr'ialahy @ filahian'là nga hoa ny lavabodin'là?!, dia hoy ilay zaza :tsia, dia hoy ity rainy: rehefa takatr'ialahy dia misotro ialahy.
Dia torak'izany foana rehefa hitany misotro toaka na divay , na champagne ity rainy, même fanontaniana et même valinteny.
Indray andro kosa aza anefa, nanao euromillions zandry kely ka nahazo cagnotte, dia hoy ity rainy:zandry a, mba zarao lesy le sosy fa mba mila kely dada a!, hoy ity zaza: takatr'i dada @ filahian'i dada nga ny lavabodin'i dada?, eny hoy ity rainy!!, HATSOFOHY TSARA ANY AZA hoy ity zanany.
novalian'i Veloo ny 21/02/2006 17:23
2. Veloo ( 09/02/2006 02:22)
3. sasa ( 09/02/2006 03:35)
:-D:-D:-D:-D:-D anjekaky ô!
4. Fiffi ( 09/02/2006 04:58)
5. mamzelkely ( 09/02/2006 05:56)
:-D:-D
6. ari.malala ( 09/02/2006 06:59)
=))=))=))=))=))=))=))=)) nahazo ko le dada an=))=))
7. tahinaf8 ( 09/02/2006 09:23)
lol, hafa ihany wa memerz:lol::lol::lol::lol:
8. watafon ( 09/02/2006 09:35)
:-D:-D:-D
9. mandrindra ( 09/02/2006 13:48)
:-D mandehana i dada manelaka tena :-D:-D
10. Veloo ( 09/02/2006 17:19)
fiffi :-*
11. sasa ( 10/02/2006 04:44)
:-D:-D:-D:-D
12. Solitikabe ( 10/02/2006 05:29)
ary aiza aloha ilay dragona eh?
ahahaaahaahahahahahahahahahahahahahahahahaha
Ity ilay hoe fandavahan-tenan'i Bainina
13. mamzelkely ( 10/02/2006 12:20)
ao ao le dragona ka :-D
14. Veloo ( 10/02/2006 20:45)
aiza aky?8O:-D:-D
15. sasa ( 13/02/2006 03:47)
io akia ry Veloo an! tsy hitanjy ve io e!:-D:-D:-D
16. mamzelkely ( 13/02/2006 14:02)
io eeee:-D
17. Veloo ( 13/02/2006 23:36)
:roll::roll::roll::twisted:
18. sasa ( 14/02/2006 03:40)
io wa kou:-D:-D
19. mamzelkely ( 14/02/2006 05:35)
veloo ko ts mijery tsara io :-D:-D
20. ari.malala ( 14/02/2006 06:24)
:-D:-D:-Datoroy anazy tsara kosa le izy fa ts hitany e, ny masonya za efa hivoaka!:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0513