plombier

1. memerz ( 08/02/2006 13:11)
Nisy ramatoa hono niantso plombier fa hoe simba ny bidet(fisasanilay ramatoa vao maraina).Tonga aza ity plombier BE VOLOMBAVA BE;
-RAMATOA: tena misy olana io rangahy ty fa mba jereo.
Nojeren'ilay plombier le izy , nalefany ny rano, nandeha tsara fa tsy tsentsina!!
-PLOMBIER: mandeha tsara ny rano fa tsy tsentsina koa no hoe misy olana io madama!!
-RAMATOA: jereo re fa tena misy olana io e!.
Nalefan'ilay pompier indray ny ranomafana sy mangatsiaka niaraka, nandeha tsara daholo, nafana tsara ny rano!!
-PLOMBIER: tsy misy olana io madama a!
-RAMATOA: tena somary miondreha nge hianao rangahy ty dia alefaso ny rano e, fa misy zavatra tsy manjary ao !!
Niondrika tokoa ity plombier no sady nandefa rano, kanjo voaray tao ny volombavany sady nosintonin'ny rano, nikiakiaka ilay ramatoa nanao hoe:HITANAO IZANY FA MISY OLANA IO !!!

novalian'i Veloo ny 16/02/2006 17:10
2. fasaly ( 08/02/2006 14:07)
:roll: tsy de azoko lotsa, fa nisy inona tao no misintona volo....aleo kalou himeme ihany:-D:-D
3. mamzelkely ( 08/02/2006 14:10)
=))=)) ts azonjy ve zany ry fasaly be volombava be le plombier de vôsitona tany ny volom-bavany de nefa le ramatoa eo am bidet no misasa de lazainy fa misy problema donky zany vôsitona tany ny volo.. an le ramatoa satri lava lôtra :-D:-D:-D
4. sonwin ( 08/02/2006 14:23)
:-D mila rasoir koa kay ilay ramatoa :^), hety mihitsy mantsy e:°)
5. fasaly ( 08/02/2006 14:38)
hay ve e! ka tsy efa solapaika zany zao lay ramatoa raha izany:-D
6. xxx ( 08/02/2006 17:15)
ny an'iFasaly moa olay sola paika no tianjy sa ilay fohyfohy?:-D
7. fasaly ( 08/02/2006 19:57)
solapaika ihany ka! ka toa mahaliana ahy lay bidet fisasàn'i ramatoa zany kou! tonga de afaka avy ahtrany ny volo, fa hay moa volo lava be no tsy tiani'lay bidet fisasàna.....:°)
8. Veloo ( 09/02/2006 02:25)
9. sasa ( 09/02/2006 03:40)
=))=))=))=))=))=)) solapaika, sy lava volo indray no resaka ato an! hi hihi hih hi mampmé nareo kan!
i Mompera Sonwin tonga d mitondrà rasoir be da be ho zaraina ho anzay lava volo:-D:-D:-D
10. maelys ( 09/02/2006 05:08)
=))=))=))=))
11. mamzelkely ( 09/02/2006 05:55)
:-D
12. ari.malala ( 09/02/2006 07:23)
:-D:-D:-D:-D:-D
13. Veloo ( 09/02/2006 17:20)
14. pissoa ( 09/02/2006 17:24)
:{:{
15. fasaly ( 09/02/2006 18:00)
ary i pisoa fanina fa tsy maharaka tsara an'ilay bidet fisasàna ngah, k'efa hoe mangotra volo lava mirakorako hono ka raha vao mirakorako ny volo eny rehetra eny aza mankeo am bidet i ramatoa:°)

ny an'i veloo de zao foana ny paikany, raha tsy hoe:8O dia izao :o aiza no tsy hataon'i fijo hoe misy problema kou ngah veloo:°)
16. Veloo ( 09/02/2006 19:30)
fasaly :-D:-D:-D ary ahona ndray ary raha ity e:
:roll::/:^), ka tsy dia mampime tsara anie aky e :wink:
17. sasa ( 10/02/2006 04:45)
veloo sy fasaly :-D:-D:-D:-D:-D
18. Solitikabe ( 10/02/2006 05:35)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D=D=D=D=D
19. mamzelkely ( 10/02/2006 08:38)
mampime mits njy ty ry fasaly mahita lazaina ko :-D:-D
20. mirana5 ( 10/02/2006 17:15)
=D=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1138