salut daholo nareo rehetra

1. elpoune ( 07/02/2006 05:46)
faly mmohharahba anareo tratry ny taona izaho dè mirary soa sy fanambinana ary fahasalamana feno ary samy ho tahian'Andriamanitra daholo eh.Elpoune ihany ty eh!(l):*:-*:cry:
novalian'i Veloo ny 10/02/2006 19:48
2. Fiffi ( 07/02/2006 06:56)
mieux vo tara ke jamé aloha e! dia torak'izany koa ianao :)
3. ari.malala ( 07/02/2006 07:30)
d tonga soa i elpoune d tratry nytaona ihany koa
4. ANARIM ( 07/02/2006 08:09)
elpoune: zà mbola tsy reraka manonjaka champagne ô
:-*
5. watafon ( 07/02/2006 09:40)
elpoune,:-* njy !!
6. fasaly ( 07/02/2006 15:45)
faly miarahaba sy mafantatra an'i elpoune e!(l)
7. Veloo ( 07/02/2006 16:31)
misaotra elpoune a njy ko torak''izany oooo(l)
8. pissoa ( 07/02/2006 16:47)
Miarahaba an'i Elpoune :-*:-*
Ary maninn njì tomany :roll:
9. hesham ( 07/02/2006 17:37)
elpoune faly miarahaba anao koa dia mirary soa eee .
10. Veloo ( 07/02/2006 19:40)
:wink:
11. Herimiafina ( 07/02/2006 20:29)
:*:*:*:*
12. jennifer2 ( 08/02/2006 05:29)
:-*:-*
13. rajoo ( 08/02/2006 11:02)
:*(l):°)
14. sasa ( 09/02/2006 04:11)
:-*:-*:-*:-D
15. fijo ( 09/02/2006 04:47)
arahaba arahaba arahaba arahaba,tsy misy resaka mihintsy ve nama fa lasa arahabam betsileo le izy le.
16. mandrindra ( 09/02/2006 10:08)
manahoana i fijo :D
17. pissoa ( 09/02/2006 10:11)
fijo - ka zah aza mba nanontany hoe maninn izy no mitomany dia izy tsy mbola namaly kooooooo :roll:

mandrindra :-D:-D:-D
18. mandrindra ( 09/02/2006 12:44)
pissoa, za miarahaba, miarahaba, miarahaba an'i zokilahy io ve no hiomezahanao ?
tsy maninona raha izay fa averiko ihany e : arahaba rafijo a a !!
19. pissoa ( 09/02/2006 13:25)
Hihihi - aleo kou zah zany mba hiarahaba an'i zokilahy!
Arahaba zoky fijo a a!!
20. Veloo ( 10/02/2006 19:48)
ka i elpoune io ve la sa vavy e? mba lazao moa eeeeeee:-*
raha vavy njy dia bebe faha 43. :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0825