mpihira thailandais mihita teny gasy

1. maelys ( 02/02/2006 08:33)
efa hitanareo ve le mpihira thailandais mihira am teny gasy ? efa mandeha foana ny clip-ny am tele.
novalian'i xxx ny 11/02/2006 14:55
2. sonwin ( 02/02/2006 10:06)
le hoe ahona ny hirany?
3. maelys ( 02/02/2006 10:14)
man luc luc no anarany de ny hirany hoe "aiza ianao" de hoe "mba lazao"
4. dadabe ( 02/02/2006 10:16)
sao dia ise aza no mitady ahy manao hoe aiza ianao ?? humm ity aho ry maelys
5. maelys ( 02/02/2006 10:39)
dadabe > an an zà tsy nitady an'ise kosa aloha e, hirahiko ho aiza ary ise e !
:-D:-D:-D
6. sonwin ( 02/02/2006 12:09)
tsara ve ireo hira ireo? dia inona ny gadona?
7. maelys ( 02/02/2006 12:24)
hira slow aloha le izy e ! tsy haiko na tsara na ratsy fa raha tsy henoko matetika zay vao haiko ny milaza azy!
8. vale ( 02/02/2006 15:05)
ay ve! tsara kosa zany aaaan!:D
9. diamondra27 ( 02/02/2006 15:46)
ie mahay mihira iny ka, sady tsy fantatra oe thaillandais le izy refa mihira.MAN Luc Luc ny anarany

De manao pub izy= mizara CD eny amorondalana gratuit

tsy mitady an'i dadabe zany maelys fa tena mi-existe io
10. pissoa ( 02/02/2006 16:13)
Kay! Efa tany Dago ve izany?

Hihihi - hitombo iray indray ny mpikambana ao @ Club Bebe kle :°)
11. fasaly ( 02/02/2006 17:08)
clip am tv aiza aky aty andafy ve???ary tsy mba hitako njay zany ka!!!!!!!misandoka gasy zany veuuuu!:wink:
12. Veloo ( 02/02/2006 19:15)
izay manana an'ny hira tsy mba afaka alefa eto ve? mba henoina? :wink::°)
13. maelys ( 03/02/2006 06:14)
pissoa > za akia tsy mbola te ho bebe ka ! :wink:
fasaly > clip aty Madagasikara no resahako fa ny any andafy tsy haiko !
diamondra >Za mba te hanana le cd raha zaraina fotsiny zany fa iza izy no mizara azy kay ?
14. ss34 ( 03/02/2006 08:05)
aiza no mety hahenoina ireo hira ireo? any thailande ve io mpihira io? sao dia gasy kosa izy na metisy?thaillandais aloha tsy dia tsara loatra ho associer_na @ Malagasy e...!tsy tsara laza ry zareo.
15. maelys ( 03/02/2006 09:06)
eto madagasikara io mpihira io no mihira e ! de am tele eto an-toerana koa no hahitana ny hirany! tena thailandais izy satria misy accent kely ihany refa mihira. tsy de tafavoakany ny dr sy ny tr.
16. sonwin ( 03/02/2006 10:55)
ary ny mpitendry gasy sa thai?
17. maelys ( 03/02/2006 12:46)
:-w:-w:-w
gasy angamba satria izy aty madagascar. Le choeur aloha gasy e !
18. Samoana ( 03/02/2006 13:09)
toa rahalahiny ihany le mitendry HONO ary nuoc mam luc no anarany:lol:
19. Veloo ( 03/02/2006 14:15)
ary manana web site ve ry zareo mba tiko jerena ny tarehiny?:wink:
20. vale ( 03/02/2006 20:23)
eny tokou wa:wink:mahaliana be tokoa izy izany.:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1072