mpihira thailandais mihita teny gasy
22. diamondra27
(
06/02/2006 11:34)
kozy nge 'zany ry maelys e!
refa manao promo iny izy de 'zay no efa nataony aloha e! efa 3ans nge izy no nihira e! de henohenoy tsara 'zany @ manaraka refa hanao promo izy , fa gratuit io
refa manao promo iny izy de 'zay no efa nataony aloha e! efa 3ans nge izy no nihira e! de henohenoy tsara 'zany @ manaraka refa hanao promo izy , fa gratuit io
23. diamondra27
(
06/02/2006 11:37)
veloo: hum miankina @ tarehiny ve no itiavanjy ny hirany. Mitovy @ thaillandais rehetra ihany izy e! Za aloha tara aminy e! sady mahay ny tenidrazako izy no mahay mametsovetso ahy § (l)(l)(l)(l)(l)hummmmmmmmo^oo^oo^oo^oo^oo^oo^oo^oo^oo^oo^oo^oo^o
25. parazy
(
07/02/2006 04:38)
Milay be zany olona vahiny mahay ny Malagasy zany mila fantariny zany fa tsy kopi an'izany ny tenanay koa
26. Veloo
(
07/02/2006 19:48)
parazy to tsy misokatra ilay izy inn kay io.
Diamondra ie ny ahy rehefa bogosy dia tiko aloha fa raha ratsy kosa ve aky ny hirany dia ho tiany:-D:-w:-@o^oo^o
Diamondra ie ny ahy rehefa bogosy dia tiko aloha fa raha ratsy kosa ve aky ny hirany dia ho tiany:-D:-w:-@o^oo^o
27. xxx
(
11/02/2006 14:55)
manja be le hira , slow manadala be mihitsy, kely fotsiny lé accent,
ny olana kely angamba dia somary kentsona lery dia lasa : opéra-slow-kentsonkentsona zany lé hira sinon tena manja be,
Ohatran'ireny hira fahagola ireny, vola sy noro na jerome randria ireny fa refa mihira azy dia tapenana ny orona. Mahazotoa daholo
:^)