sao mba misy mitady bandy gasy e

1. xxx ( 24/01/2006 10:54)
irery aty antanin'olona aty fa sao mba misy mitady bandy gasy e
novalian'i Veloo ny 26/01/2006 03:24
2. Vahinala ( 24/01/2006 12:18)
Ndrooo mahereza ry se mitady an. :-*:-*
3. Kadoda ( 24/01/2006 13:23)
Fa aiza ianao mitady namana io aloha fa sao dia any @ dezaka loatra aloha ry xxx ah.:wink:
4. xxx ( 24/01/2006 13:58)
ka i kadoda koa aza tsy hay hoe avy aiza koa
5. fasaly ( 24/01/2006 15:00)
zà mitady fa ahoana? fa aiza marina toi?:wink:
6. pissoa ( 24/01/2006 16:14)
Vahinala> Fa angaha izy mitady raha tsy te ho tadiavina :lol::lol:
7. Herimiafina ( 24/01/2006 17:14)
Zah mitady bandy gasy fa hirevy any amin'ny bara hairaka amiko no ilavako azy, fa ahoana? Zah aty amin'ny pôly Nord izao, hehehehehe:-D:-D=))
8. pissoa ( 24/01/2006 17:38)
Tsy mety angaha raha sipa gasy? =))
9. Herimiafina ( 24/01/2006 17:41)
Tangoronan'ny mimi raha sipa gasy kah, hehehehe=))=))
10. pissoa ( 24/01/2006 17:42)
Ataovy par invitation fa tsy kwa, vao maika milay be!
11. cathy ( 25/01/2006 14:24)
mbola tsy nahita foana ve o?
12. Veloo ( 25/01/2006 17:21)
oy i xxx
irery aty antanin'olona aty fa sao mba misy mitady bandy gasy e

za ko retsy mba mitady a:-D:-D:-D
13. fijo ( 25/01/2006 21:46)
veloo??? maro eto ka
14. patrick2002 ( 26/01/2006 03:08)
zaho mitady hanao bricolage
15. Veloo ( 26/01/2006 03:24)
an? inn ko no bricolage eto?:roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.24