tokony hisy momba ny garety gasy ato @ ity site ity

1. xxx ( 24/01/2006 10:53)
toy ny ao @ wanadoo.mg dia tsy manahirana intsony ny mijery ny feongazety gasy
midi
tribune
l'express
ary ny gazette de la grande ile
novalian'i Levy ny 26/01/2006 13:53
2. lapino ( 24/01/2006 11:19)
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/topic&topid=t43d217ac3e168
3. Angolaina ( 24/01/2006 12:12)
xxx:

toy ny ao @ wanadoo.mg dia tsy manahirana intsony ny mijery ny feongazety gasy
midi
tribune
l'express
ary ny gazette de la grande ile


hevitra tsara izany arosonao zany ka ! sady io no pratique kokoa noho ilay mamaky ny gazety mihitsy satria matetika tsy manana fotoana amakiana an'ireny akory isika, tsy vitan'izany koa fa maro ny olona manana acces @ net noho ireo mamaky gazety
4. Levy ( 26/01/2006 13:53)
Tenanay manontolo miampy ny ratsam-batana rehetra sy ny fo amam-panahy sy ny saina, miampy ny prezidam-pokotaninay dia manohana zato isan-dimampolo io hevitra io. Ataoko fa efa mieritreritra ilay mpikarakara e ! Mianjy fona anay e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1433