fanontaniana momba ny allocation assedic

1. xxx ( 19/01/2006 13:46)
ohatrinona tokoa no mba omen'ny assedic eto france momba ny allocation chomage e
novalian'i Mifenty ny 23/01/2006 09:28
2. diamondra27 ( 19/01/2006 14:25)
fa aona te hiprofite nga toi?

Samy manana ny tarif io rangah ah!
arakaraka ny karama noraibsinao t@niasa de ref aen chomage enao de misy pourcentage azonao
za zao ohatra niasa nadray karama t@ 10000FF de refa som za mahazo 800FF, fa zao efa sarotiny sy tsy maintsy misy condition oe miasa 6mois vao mahazo en chomage ngah
ra tsy zany de jereo ne assedic.fr e

3. diamondra27 ( 19/01/2006 14:26)
miasa rangah fa zay lany vola totsiny manome cotisation anareo a!
4. booboo ( 19/01/2006 17:05)
:roll:
5. fijo ( 19/01/2006 21:31)
ka izy kosa efa niasa ko,fa tandremo an,raha mametrapialana enao,dia tsy mahazo an.
arakaraky ny karama ihany io ka,le vola hazo no tiako lazaina
6. mandrindra ( 20/01/2006 08:18)
mahazo ihany na mametra-pialana aza fa misy délai de carrence kely. sahala amin'ny hoe raha nanomboka asa vaovao ianao (CDI) nefa tsy ampy telo volana dia niala na voaroka dia tsy mahazo eo no ho eo, satria tsy ampy ny kôtiza tamin'iny. Somary tsy dia lôjika ilay izy fa izay no fandehany.
7. mandrindra ( 20/01/2006 08:20)
ny alloc azonao indray dia eo amin'ny 55% ny karamanao brut eo (salanisa ny telo volana farany)
8. Angolaina ( 20/01/2006 12:45)
ezaho ny tsy hahasômazy fa tsy misy tsara ohatran'ny miasa e:lol:
9. fijo ( 20/01/2006 21:00)
mandrindra,raha miala tsy mahazo ka.efa cas hitako izany
10. Mifenty ( 22/01/2006 11:42)
misy aza v any am diamondra aza klou mba tsy hisomm aho e
11. diamondra27 ( 23/01/2006 05:42)
mifenty:k'efa oe miasà ko , za nge efa manome foana isambolana e!(f'efa nahazo fanampiana koa aloha t@ organisme hafa e! hi hi hi).Tsy assedic ihany nge no ahazoana vola e! hummmmmmm sekre:wink:
12. Mifenty ( 23/01/2006 09:28)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4086