Rija Ramanantoanina
1. cutie
(
14/01/2006 16:36)
Za mba mitady ireto tonokiran'i Rija Ramanantoanina reto ze mahay : "Aleo", "Fivavako", de " Saraka".
Misaotra mialoha.
Misaotra mialoha.
novalian'i Seifer ny 24/02/2006 12:07
2. Herimiafina
(
14/01/2006 17:02)
Le hira klou haiko fa le tonony no mbola tena vao rtedavina kou, hehehehe:-D:roll::-D:roll:
4. Herimiafina
(
14/01/2006 17:07)
Fa ireo hira ireo anie akia mampanaelo be daholo e, mampanembona, mampi-konetaka! hehehehe:-D:-D:oops:
5. cutie
(
14/01/2006 17:08)
tiako ny feonkirany fa za tsy de mpihaino tonokira loatra de aleo mba handramana henoina ny tonony e :-D
6. ravakamalala
(
14/01/2006 20:16)
za koa tia rija fa mahagaga an'ahy toa tsy mba misy mihitsy ao amin ny radiovazogasy.:cry:
Ilay aleo io ihany no toa haiko. andraso atsofoko aoa min ny tononkira rehefa manampotoana aho
Ilay aleo io ihany no toa haiko. andraso atsofoko aoa min ny tononkira rehefa manampotoana aho
7. jennifer2
(
14/01/2006 20:55)
Herimiafina a! za te hitomany fa alefaso zany tonon-kira zany raha manana ianao!
8. vale
(
14/01/2006 22:33)
Cutie> avy aty aminà fa vao nahazo Rija (en live zà!):P iezaka aho handray ny tonon'ireo , alefako hafatra!(l)
Jenny, Herimiafina> mitovy filin @ko ko izany! melsi!:-*:-*:-*:wink:
Jenny, Herimiafina> mitovy filin @ko ko izany! melsi!:-*:-*:-*:wink:
12. ravakamalala
(
15/01/2006 17:34)
sao dia mba misy afaka mampiditra hiran i rija ao amin ny radiovazo gasy azafady, indrindra fa ilay hirany taloha ireny, album jamba angamba izy zay. AZAFADY INDRINDRA(l)
13. Veloo
(
15/01/2006 22:49)
ravaka mila manao size vao2 njy raha hanontany an'io tsy ho hitan'ny rehetra ato hihih
cutie itan-njy ve?
cutie itan-njy ve?
15. ari.malala
(
16/01/2006 12:45)
njaso klou fa tadiaviko fa any antrano any bdb tononkiran'i Rija d ndraso tadiaviko d halefako e
16. andonirina
(
16/01/2006 12:55)
aleo ve lé oe aleo hiato satria tsy fitia tsy natao ho ahy tsy natao ho antsika....? ary fantatrareo ve lé hirany oe "hafatra"? ra mba misy any
19. cutie
(
17/01/2006 11:52)
ari.malala [ Valio ] 16-01-2006 16:45:16
Lohateny : Re : Rija Ramanantoanina
njaso klou fa tadiaviko fa any antrano any bdb tononkiran'i Rija d ndraso tadiaviko d halefako e
any @ njy ny fanantenana zao a 8)