Rija Ramanantoanina
21. Herimiafina
(
18/01/2006 04:01)
Efa nahita ihany ve i Cutie e? hehehehe:-D:-D
De mba andefaso sopapa refa nahita njy an:wink:
De mba andefaso sopapa refa nahita njy an:wink:
23. Herimiafina
(
19/01/2006 00:37)
Aiza ary i cutie klé, malahelo anazy njay zah izany klé, hehehehe:-D:-D:(
25. cutie
(
19/01/2006 12:10)
le "Aleo " wa efa hitako fa le roa reo mbola.
Le Saraka io azoko ihany raha arahiko , fa tena misy teny tsy fantatro mitsy eo @ refrain e :-D
Le Saraka io azoko ihany raha arahiko , fa tena misy teny tsy fantatro mitsy eo @ refrain e :-D
26. cutie
(
19/01/2006 12:11)
fijo [ Valio ] 19-01-2006 08:20:46
Lohateny : Re : Rija Ramanantoanina
jenny an,te hitomany ahoana ary,avy aty fa za mahay mampitomany
tena virja marina ra fijo :-D
27. ako
(
19/01/2006 17:04)
raha mitady rija ranoray nareo dia miandrasa @ manaraka fa nahazo depl t@ faha 15 tao nihirany za ze hira ilainareo ao daholo,mahandrasa kely fa apetrako ao e!fa ny injamiko aminareo asio tondrompeo fa vao mianatra izany atao hoe gitara zany za d mba tiako atao na de mikavia aza:D
29. cutie
(
19/01/2006 21:29)
: Herimiafina [ Valio ] 18-01-2006 08:01:47
Lohateny : Re : Rija Ramanantoanina
Efa nahita ihany ve i Cutie e? hehehehe
De mba andefaso sopapa refa nahita njy an
nga toi koa tian'reo hira reo ?? :-D
ako, zahay ndray manana patience kely ka 8)
30. Herimiafina
(
20/01/2006 04:13)
Zah tsy de tia fa mba hahtsiarovako ilay olona iray izay fotsiny de tiako dinihina ny tonon'ilay hira kah, hehehehehe:-D:-D
31. Veloo
(
20/01/2006 17:14)
ary to mbola tsy azon'i cutie fona ilay izy kle... tena precieux be mihitsy angamba zany hira zany kle 8O8O8O
36. mahlalah
(
25/01/2006 13:54)
salut daolo! za manana fa any antrano fa rapitso adikako eto e! de mazotoa mankafy Rija !:oops: