Na marina aza dia tsy dia filaza loatra

1. notron ( 13/01/2006 06:12)
Mpinamana be izy roa vavy ary mifampitantara ny momba azy rehetra fa tsy dia mifanafin-javatra loatra.
Avy niaraka t@ Razanbà ary ity iray ka vaky vava raha nitantara t@ ity namany hoe :
- Tsy mamely mintsy retsy ity Razanbà ity a! Iray alina tontolo izahay no niaraka, za ary nandainga t@ vadiko hoe niasa alina nefa tsy hitako izay fafiny mba azoko. Aleoko ihany retsy ny vadiko a!
- Ka tsy aleo ve akia mba andramako indry raha izany sao zaho no tena mety aminy a?
- Mandehana indry fa zaho aloha aoka izay e!
Lasa tokoa ity iray nanadala an'i Razanbà ary dia niara-natory indray alina taminy ihany koa.
Nifankahita izy roa vavy ny maraina ka raikitra indray ny resaka
- Tena marina akia ilay tenin-dry fa tena tsy mamely le Razanbà a!
- Hitan-dry hoa zany!!
- Ary tena marina ihany koa fa aleo ihany vadin-dry akia! kouny eeee?
novalian'i Veloo ny 16/01/2006 18:11
2. pissoa ( 13/01/2006 06:19)
:-D:-D:-D
3. fasaly ( 13/01/2006 06:30)
:-D:-D:-Dde ny hijapy zay nandalovan'ilay namany foana kou zany le ray knou!
4. rongatry ( 13/01/2006 06:58)
1 sy 1 ny baolina !
Aza manody !:-D:-D:-D:^):^):^):-P:-P
5. Fantara ( 13/01/2006 07:10)
Houn! diran-doza ilay iray voalohany, mety efa notantarain'ilay faharoa ny nataony io voalohany tamin'i Ra jeanboloda e? Mety isaraka @ vadiny io refa afaka kelikely...
6. Vahinala ( 13/01/2006 10:32)
=))=))=))=))
7. kala ( 13/01/2006 10:52)
mody mampihomehy io zava-niseho io fa tena misy manao an'izany ange rireto reny sakaiza manody reny:evil::evil::evil:.
Tsy te-hoe @ toeran'ile voalohany na le faharoa zà ka! Aleo @'izao:-D:-D:-D:-D:-D:-D
8. pika ( 13/01/2006 11:19)
:-D:-D=)):-$
9. Veloo ( 13/01/2006 20:13)
:°):-D:-D
10. jennifer2 ( 13/01/2006 23:31)
11. Herimiafina ( 14/01/2006 06:24)
Sady hoanina razanbà no hoanina ny vadin-drakalakely, loza, tendakanina klé, sao tokony ho présenter-na amin'ny saofera sy ny gardien konkou klou izy mitsamy ireo e, sao de any no hahitany fafiny kokoa, hehehehehe=))=))=))=))
12. jentilisa ( 14/01/2006 07:34)
tena resaka lasa tsy nahy ilay izy e!
13. Veloo ( 15/01/2006 01:21)
8O8O
14. ako ( 15/01/2006 03:19)
ny fiaina dia chance sy resaka kitsapatsapa saingy raha efa fantara izao v fa tsy mamely dia mbola hidirana:"izaho no hampiova azy"sns........hevitra diso b mihintsy!!!!!!!!!! izany hoe tokony ho soloina ilay loha-hevitra atao "hidiranao v raha fantarao fa.............ny ao?:-@
15. pissoa ( 15/01/2006 08:38)
8O8O8O
16. Veloo ( 15/01/2006 22:18)
8O8O8O8O
pissoa :-D:-D:-D
17. ari.malala ( 16/01/2006 10:55)
in ty mampivanjavanja b anareo roa?
18. kala ( 16/01/2006 11:27)
Ny an'i Harimiafina ini injay no tsitako :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Sao de tokony hividianana godé ary le mpanandrakandran-doza io:evil:
19. Veloo ( 16/01/2006 18:11)
ari a avy miaraka aminay ka njy nga tsy mba hivanjavanja8O
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2583