Ianao ve hanandrana?

1. kala ( 12/01/2006 07:07)
Ianao ve tia mifampikasoka amin'olona ny vatanao?

Ianao ve tia an'ile fofonaina kely manaitaitra eo ampototsofinao na eo @ hatokao iny?

Ianao ve te-hanandrana position hafa kely : miditra avy any aloha - na avy any afara? Miakatra ? De midina?
Miditra mangatsiaka? Mivoaka tsemboka??

Hanandrana ve??

Ity ny soupape : mandehana bus amin'ny 12 atoandro

novalian'i Veloo ny 22/01/2006 20:14
2. Vahinala ( 12/01/2006 07:42)
kala > :-D:-D:-D:-D
3. pissoa ( 12/01/2006 07:44)
:-D:-D:-D Ndeha handramako refa avy eo :-D:-D
4. ari.malala ( 12/01/2006 07:49)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
5. rurik ( 12/01/2006 08:14)
tena marina io indrindra raha fohifohy zay tena hum manepotsa:-D:-D:-D
6. lanto92 ( 12/01/2006 08:27)
:lol::-D
makandoa mitsiny ndrindra fa lé mafana be iny beuuuuuuu
7. kala ( 12/01/2006 10:26)
Aza manandrana zany manko ê! Ny anà ange fampihomehezana fotsiny io ê!
Tena raha mbola azo atao de aleo mihitsi mi-battre tsilem. Nareo any am-pita any aloha tsy de mahita ny tsy fahita fa ny eto Dago tena pb.....
Nefa tandremo sao de tsika mpiakama eto indray no mamoa-tsampona sanatria anie izany.
8. diamondra27 ( 12/01/2006 10:44)
kala: aza manao an'izany enao fa refa le mandray ascenseur iny tena misy maimbo be reo fotsy reo an
9. Vahinala ( 12/01/2006 10:58)
kala > Sady le fotsy aty ange tonga amin'ilay fiteny hoe mihaingo ambony tsikoko e, midofadofaka ny ranomanitra nefa refa sendra le andro mafana iny ohatra ka tesemboka ry zareo tena oulalala be an !
10. moi ( 12/01/2006 11:03)
Tokony tsy nomena sopapa rangah de nanandrana zavatra hafa ny sasany a !!:D:D
11. ari.malala ( 12/01/2006 11:10)
dain lou ty enao e!!:-D:-D:-D:-P
12. kala ( 12/01/2006 11:20)
moi â! Zay mihitsy le neritreretiko we hisy hieritreritra vtvt eo de hifampitakosona no tiany hatao , de we miovaova position eo.....:-D:-D:-D:-D:-D
Vahinala & diamondra27 : marina mihitsy zany fa nisy debanay iray fotsy hoditra zay : bôgosy izy fa vao manakaiky tena sady mamaritra be ny eo @ helikany no mamoaka fofona hafahafa zay. Manao déo izy nefa vao mainka toa mi-pue...:wink::wink::wink:
13. Veloo ( 12/01/2006 18:39)
kala diamondra a, sady malany be o? :twisted::evil:
14. jennifer2 ( 13/01/2006 02:11)
Mmmm, marinamihitsy zany fa ny vazaha maimbo, misy fotoana tena tsy laitra mihitsy. Indrindra ireo touriste ireo?
15. Herimiafina ( 13/01/2006 02:20)
Ntssss, vazaha lahy zany fa ny vazaha vavay sady mahafatifaty, mahafinaritra ny misafo ny hodiny sy ny volony, ny fofony moa dia mahatamana tsara, doux be sady sensuelle tsara araka ny hilavana azy. Hehehehehehe=))=))
16. pissoa ( 13/01/2006 05:34)
Herimiafina> :-w:-w tsy aleoko vazaha lahy toy izay vazaha vavy =))

Fa marina mihitsy io tenin'i Diamondra hoe any anaty ascenseur io :-D:-D
17. ari.malala ( 13/01/2006 05:40)
pissoa, tadiavindry hiova taranja ve aky i HErimiafina? =))=))=))=))
18. mamzelkely ( 13/01/2006 06:18)
:-Dmahita lazaina reto ankizy reto ka :-D:-D
19. Herimiafina ( 13/01/2006 06:20)
Hay marina moa zah lehilahy de donky, vazaha vavy no tiko fa ny an'i pissoa vazaha lahy satria izy vevavy , heheheh=))=))
20. pissoa ( 13/01/2006 06:31)
Ary neveriko fa vevavy anie izany Herimiafina ry ari e! :-D:-D

Herimiafina > hay ve njiko lehilahy e, zah ve nahafantatra =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0834