CURE
1. diamondra27
(
10/01/2006 12:45)
Nisy vehivavy iray hono zany efa elaelaizy io no tsy nahazo mofo angaha de mamba be, de tsy nahita hevitra raha tsy nanatona ilay M. le curé, de lasa nakany aminy. Toc toc toc, Mr Le curé , tena tsy tantiko intsony e! te hiaraka @ lehilahy za, j'ai envie de vous, M le curé, haingana, zao ankehitriny 'zao, miaraka @ vava,je vous veux... De tsy hitan'ilay curé hono ze natao fa very hevitra izy farany nitodidoha tany @ Jesosy izy ary nangataka hoe: Tompo o! inona re no azoko ataoe! de namaly Jesosy nanao hoe:haingàna vahao ny fatorako ry dondrona 'ty a!
novalian'i Veloo ny 19/01/2006 19:35
7. Bariry
(
10/01/2006 14:51)
Mba daholo izy mitsam hehehe... De tena ho afa-po izany ilay vehivavy, ary de ho voky mofo satria olna roa be izao no hanome mofo anazy. Saingy mety ho azo eritreretina koa, mety nisy rombo be anie izany entre Jesosy sy M. Le Curé...Iza no hanome mofo aloha...:twisted::twisted:
12. moi
(
11/01/2006 05:40)
Sao dia mba tsy ilay heverinareo no saika hataon'i jesosy, fa handroaka ilay vehivavy mampiditra amin'ny fakam-panahy, sy hibedy an'ilay cure...
Mety hametrahany tànana fotsiny koa ange ilay vehivavy dia voky mofo e !
Mety hametrahany tànana fotsiny koa ange ilay vehivavy dia voky mofo e !
16. xha
(
11/01/2006 09:09)
raha mba izaho lay curé dia novahako marina lay fatotra!...Aiza kay no misy an'izany:lol::lol: