Hafatra vaovao
1. hery
(
09/01/2006 23:06)
Manomboka mitranga ao amin'ny forum.serasera.org indray rehefa misy hafatra vaovao ao amin'ny namana. Isaky ny 10 minitra vao miova ilay filazana hoe hafatra vaovao. Aza gaga izany raha ohatra ka efa voavaky ilay hafatra nefa mbola misy hoe Hafatra vaovao ihany ao amin'ny forum.
http://blog.serasera.org
http://blog.serasera.org
novalian'i Veloo ny 16/01/2006 00:20
4. Fiffi
(
15/01/2006 19:24)
Veloo: ka vao2 koa ny taona e !:-D:-D
hery: ie ! io fa mbola hitako hoe misy hafatra nefa efa voavakiko sy novaliako daholo ny ahy aloha e!
hery: ie ! io fa mbola hitako hoe misy hafatra nefa efa voavakiko sy novaliako daholo ny ahy aloha e!
