Ny takelakareo

1. hery ( 09/01/2006 05:54)
Mety mahaliana ve raha samy manana takelaka manokana ny namana tsirairay eto amin'ny serasera? Izay mazoto dia efa misy toerana azonao anaovana izany ao amin'ny http://wiki.serasera.org.
Ny fomba atao dia toa izao.
- Miditra ao amin'ny http://wiki.serasera.org
- Mampiditra ny solonanarana sy tenimiafina serasera ao amin'ny http://wiki.serasera.org/index.php/special:userlogin
- Dia jereo ery amin'ny havanana ery misy ny anaranao dia io tsindriana dia manorata... Azonao atao koa ny tonga dia mandeha ao amin'ny http://wiki.serasera.org/index.php/user:solonanarana (soloy ny solonanaranao ilay hoe solonanarana)

Ny zavatra mety ho vitanao ao?
Toa izao
http://wiki.serasera.org/index.php/user:hery
Na koa
http://wiki.serasera.org/index.php/user:pissoa

Azonao apetraka eto ambany ny fanontaniana fa hamaly izahay :-)

Mazotoa daholo
2. fasaly ( 09/01/2006 09:10)
mahaliana daholo zany fa aleo hanandrana kely e!
msotra an!
3. hery ( 09/01/2006 09:56)
Efa hitako mitranga tsikelikely ao ihany ny namana sasany

Ravatorano: http://wiki.serasera.org/index.php/user:ravatorano :-)

Ho an'izay sahirana amin'ny endri-tsoratra dia jereo ao amin'ny

http://wiki.serasera.org/index.php/Endri-tsoratra
4. rakekely ( 09/01/2006 11:17)
tena zava-dehibe sy mahaliana io takelaka io, efa niditra kely ihany aho androany fa tsy mbola tena tanteraka ny fidirako tao
ilaina io kah
misaotra eh
5. lapino ( 09/01/2006 11:24)
hery: ohatra ny misy blog no-installer-na ao sa diso aho? dia ahoana no fampiasana azy kay?
6. fasaly ( 09/01/2006 11:28)
zà efa nanadrana fa tsary nety de mbola hamerina ndray klou fa.....
7. Vahinala ( 09/01/2006 14:06)
hery > Ary raha toa ka hampiditra sary indray dia ahoana no atao ? Toa tsy misy toa ilay hoe "parcourir" iny ao sa za no tsy mahita ? Messi
8. hery ( 09/01/2006 14:26)
Lapino> ie :-) Jereo ery ambanin'ny anaranao ery misy hoe ny blaogiko.

Ny fampidirana sary
http://wiki.serasera.org/index.php/Fanoroana:Fampidirana_sary
9. kally ( 09/01/2006 18:09)
fasaly:

zà efa nanadrana fa tsary nety de mbola hamerina ndray klou fa.....



Ampidiro haingana kia fa izaho aza mba nanandrana koa fa mbô jereo ange raha te-hahita e!:oops:
10. hery ( 09/01/2006 19:41)
MAnomboka miha betsaka ny namana mameno an'ilay kahie de souvenir :-) (hitako tao amin'i kally io)

Mba hahitanareo azy dia jereo ilay ery ankavanana hoe Lisitry ny mpikambana

http://wiki.serasera.org/index.php/special:listusers
11. hery ( 09/01/2006 21:52)
Mitohy ihany

Rehefa mameno ny blaoginao ianao dia mitranga miaraka amin'ny an'ny namana hafa ao amin'ny

http://wiki.serasera.org/index.php/Blaogy

Raha hameno ny blaogy dia tsindrio ery ankavanana ilay hoe Ny Bilaogiko na eto ambany

http://wiki.serasera.org/index.php/special:userblogs
12. lapino ( 09/01/2006 23:34)
azafady fa be fanontaniana e: ahoana kay no fanaovana ny rohy mankamin'ny blog tsy miara-mipoitra amin'ny namana hafa?
13. hery ( 10/01/2006 07:09)
Izany hoe ilay rohy eo ambony io dia efa template namboariko fa ny tena fijerena ny blogs rehetra dia

http://wiki.serasera.org/index.php/special:Blogs

Dia ery ambany ery no ahitana ny rohy mandeha amin'ny blog-n'ny tsirairay.

Mbola mitady fika hanovana azy aho fa mbola tsy tena arako tsara. Tokony mandeha ao amin'ilay [[blog:username]] fotsiny mantsy dia mety...

Andraso fa havoakako ao ny fanovana rehetra nataoko tamin'ilay blog script.
14. Vahinala ( 10/01/2006 20:46)
hery > Ary ahoana kay rehefa ao am takelaka ato am serasera ka hanova ilay adresse e mail, dia misy hoe "hanova adresse" eo nefa ovaina tsy mety mihitsy fa le teo ihany no mijanona eo !
Messi:)
15. hery ( 10/01/2006 22:25)
vahinala> aleo apetraka amin'ny toerana hafa fa manjary mifangaro be dhaolo.
Efa misy resaka an'io ao amin'ny fanontaniana sy valiny ao amin'ny namana
eto amin'ny forum koa toa efa nisy.
16. ari.malala ( 11/01/2006 13:00)
Hery a, nanandrana aho teo k ts haiko na mety le nataoko ao io na ts mety, d mbola azo ovaina v io?
17. hery ( 11/01/2006 22:01)
ari.malala> ie... azonao ovaina (dia azon'ny olona hafa ovaina koa) :-)

Jereo ilay izy dia tsindrio ilay hoe Ovay ery amin'ny havanana ery.
18. ari.malala ( 13/01/2006 08:17)
okay, merci
19. fijo ( 13/01/2006 20:24)
nanandrana aho ao ,ka asana nety na akory.
20. kitjo ( 22/01/2006 08:00)
hery> manandrana za dia aiza no asiana ilay oe Categorie namana ohatra?

d tena tsy haiko koa izany hoe mampiditra sary dia aiza no asiana ilay lien reny...

tena nandra b zany za ry Hery fa mba meo torolalana tsotsotra...hahah...na ra misy lien @ teny anglisy mety ho moramora kokoa ngamba fa tsy haiko na za ko no tsy mahay teny faran tsy hay :oops::(

d le draft iny zao nataoko aoo d iny ve tonga d hitan olona sa draft ho anah fts?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4575