MAC DO & QUICK

1. diamondra27 ( 06/01/2006 02:11)
Nisy olona malemy hono niasa tao @ Mc Do de voaroaka. Inona hoy 'nareo ny antony? Tezitra le chef fa ny fauteuil roulant-ny nanao quick quick

novalian'i Veloo ny 08/01/2006 21:13
2. adam ( 06/01/2006 06:33)
diamonra27> hihihihihihihi:-D:-D:-D
3. ari.malala ( 06/01/2006 08:16)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Dmahita aky nareo!!!
4. fasaly ( 06/01/2006 08:25)
malemy kou ve ahavita ny asa rythme be ao am mac do!
ny tsy malemy aza tena otran'ny machine ny fiasany kou!
5. riam ( 06/01/2006 09:20)
mba mafinaritra ihany rehafa misy blague,indridra rahefa manomboka ny taona.
6. sasa ( 06/01/2006 13:01)
kiiiiiiiiiiiiii njy ry diamondra mahita mintsy:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
7. mamzelkely ( 06/01/2006 14:19)
:-D:-D:-D
8. Vahinala ( 06/01/2006 14:57)
=))=))=))=))=))
9. diamondra27 ( 06/01/2006 19:01)
concurrence io e!
10. Veloo ( 06/01/2006 19:49)
riam a marina mihitsy ny teninao..mila hatsikana @ zao taona vao2 zao hihihiih
11. dadabe ( 07/01/2006 13:33)
hummm vahinala ????!!!! aza mihetsika klou hoee :^)
12. diamondra27 ( 07/01/2006 13:39)
fasaly: hatsikana io ;fa tsy mbola nisy malemy niasa tao @ Mc do hatr@izao
Ahoana ary zany manao teny vaza zay misy tsy faly manao teny gasy misy tsy mahazo tsy hita be ihany e!
13. dadabe ( 07/01/2006 14:39)
tsy azoko !!
14. diamondra27 ( 07/01/2006 17:19)
dadabe: nga tsy misy Mac Do any Chine?
de le QUICK zany mpivarotra sakafo rapide toa an'io ihany e!
De le sezan'ny le mpiasa zany nanao quick quick de voaroaka le zalah e! (satria hoy ny client hoe: ato @ Mac Do ve de hiantso hoe quick quick ? De henon'ny le chef zany le reflexion n'le client de vexé nedala e!)
15. jennifer2 ( 07/01/2006 20:17)
hihihihihi
16. Veloo ( 07/01/2006 23:32)
pissoa marina ny anjy hihihihh:-D:-D
17. Bariry ( 08/01/2006 00:34)
=))=))=))
18. Veloo ( 08/01/2006 21:13)
:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4562