mbola voakapoka

1. pulchery ( 04/01/2006 06:36)
o ry tovovavy isany a
ianareo ve mbola voakapoka raha tratra manao sipa raha 16 taona?
ary inona no tena mahatonga ny raim-pinakaviana saro-piar amin'ny zanany vavy?
2. ari.malala ( 04/01/2006 07:21)
za alo ramatoa tena 17 taona mbola voafetak'i papanay ny tamaina! tena marina io an! fa ny antony aky efa mazava a, saropiaro izy fa mamy anie ny zanaka vavy e! na za tsy @ toerany kosa aza, satria tena voninahitra lehibe hoan'ny RAD zany hoe namoaka zanaka vavy izany, indrindra moa raha nahatahiry ny fahavirjiniany ilay tovovavy, saingy @ zao androntsika izao alo d tena toy ny mitady fanjaitra anaty mololo raha hitady tovovavy 15 taona no mihoatra ka hoe virjiny zany e! @zao 13 taona aza efa mahay manao ko...
3. Vahinala ( 04/01/2006 07:34)
Hihihi za ndray nanomboka 15 ans no niaraka tamin'ny sipako voalohany, tsy voafetaka aloha e satria tsy nisy nahalala mihitsy hoe manao sipa za raha tsy efa 3taona taty aoriana fa nahay niafina foana tsinn. Fa ny zokiko vavy anakiroa no tena nahita mihitsy nanaovan'i dadanay azy taloha fa tena maratra mintsy fa tsy vitan'ny voafetaka nefa efa presque 20ans aza ry zareo tamin'izany.Ny antony aky dia tsotra,tsy maintsy sarotiny foana ny ray amin'ny zanany vavy satria sao d simbasimbain'ny lehilahy fotsiny any ny zanany, sarobidy aky ny zanaka vavy a !
4. mamzelkely ( 04/01/2006 07:57)
za njay alo ts vôkapoka zany tam nanao sipa vôlou à l'age de 16ans teo ra ts diso za fa bedy ftsn fa olona ts nifanaraka tam fiavina no niarahako de bedy za fa ts vôkapoka fa normal ry zareo ra sarotiny satri saropady zany zanaka vavy zany de normal
5. dadabe ( 04/01/2006 08:15)
hummmm ary efa nanao daholo izany ireto sipa ireto :-$
6. hesham ( 04/01/2006 09:30)
Cousine ko efa 30 ans , efa niteraka 1 mba nandeha nanao vacances tany dago fa mbola nahazo tehamaina be tamin`ny dadany . Niomehy aho no nalahelo fa isika zanaka dia tsy mety lehibe zany raha eo anatrehan`ny Ray Amandreny , fitiavana daoli zany .:-D:-D:-D
7. Vahinala ( 04/01/2006 11:12)
dadabe:

hummmm ary efa nanao daholo izany ireto sipa ireto :-$



Dadabe aza manao koa zay no tsy hanao ! :-D:-D:-D
8. ari.malala ( 04/01/2006 13:26)
vahinala:-D:-D:-D:-D
9. Veloo ( 04/01/2006 14:31)
hesham a zany kosa retsy exagere kle... sa ahona oy injy? kaiza retsy ko efa mba 30 ilay kalakely :-D:-D:-D
dain io dadabe io mihitsy zao no efa nanao sipa de mody fann eo :-D:-D
10. fasaly ( 04/01/2006 17:59)
pulchery:

o ry tovovavy isany a
ianareo ve mbola voakapoka raha tratra manao sipa raha 16 taona?
ary inona no tena mahatonga ny raim-pinakaviana saro-piar amin'ny zanany vavy?

izaho alou tena mbola nahazo ny daka nandrivorivo tam 16 ans zany e! indrindra mou raha hoe manao sipa
fa miafina e! tsy hatao tratra mahintsiny


11. vale ( 04/01/2006 20:12)
zà indray t@ feno 14ans mba nahalala fitiavana voalohany (fa tsy moba nanao!:twisted: dadabe à!fa mba mifanorokoroka eny fotsiny fa rehefa tena mitady hanao an'izany ilay ankizilahy fa mitsoka! fa hamaly ny lohevitra @ izay zaho ! fantatry ny ray @ reninay ilay izy fa voan'ny ceinture mandrivorivo sy felaka marary kou é! fa ny tena mamaky loha ny ray @ reninay dia ny hoe tsy havita fenarana fa de ho varimbarina eo!(ialina ny ray & reny mahatoky "manana confience" @ zanany fa raha dia raràna be koa ny ankizy vao mainka manaonao foana ary misy aza mamonomono tena ireny!:?
12. vale ( 04/01/2006 22:20)
dadabe:

hummmm ary efa nanao daholo izany ireto sipa ireto :-$



dadabe>mmmh!:@ :-*
13. hesham ( 04/01/2006 23:41)
veloo an trop wa . Ozy za tamizay nony niresaka tamin`ilay cousine ko hoe de nijanona ve wa nji , raha za mantsy natao anizany lasa za any @ air mad na air france de manapakevitra miverina aty eo no eo . Kora tsy inona aki kou efa 30 ans sady efa manambady amanjanaka ve aki mbola vofelaka , ozy za mantsy an`i mamanay za wa atao an`izay lasa za miverina aty hihihihi
14. Veloo ( 05/01/2006 16:18)
hesham ie wa retsy, tena abus be lotra ndray o?
iny ko za miverina dia ataoko oe adios nareo fa za tsy ho tonga atyintsony :-D:-D:-D
15. rakekely ( 06/01/2006 07:43)
fifampiresahana no tena zava-dehibe fa ny kapoka tsy izy intsony eh.
Dia ny fahaizana mitondra tena sisa no anjaranao raha tsy te-voakapoka ianao raha manao sipa
16. Vahinala ( 06/01/2006 08:41)
Sady ny ankizy anie arakaraka ny hamehezana azy be no vao maika mampaditra azy e, za zao efa fay anle nidaroka be ny zokiko vavy foana dadanay d tamiko efa ts d nanao tsony na d hoe niafina iany aza za satria natahotra ! Fa taty aoriana ts naninona. Mba omena fahalalahana kely ihany ilay ankizy d amzay mahay mandanjalanja ny ataony e.
17. pissoa ( 07/01/2006 15:54)
Zah sady tsy niafina izany no tsy voakapoka!
18. Herimiafina ( 07/01/2006 16:50)
Zah kay ilay mpibedy resahana ato klé. Ataovy tsara fa kapohiko daholo eo izay mbola latsaky ny 18 taona eo an, te hipetraka ao aminay mivady eo, refa tsy te ho kapohina dia alaivo ny karapanondro de andana mitokantrano, hehehehehe :-D:-D
19. pissoa ( 07/01/2006 17:42)
:-w=))
20. yonikafopl ( 07/01/2006 18:13)
Za ndray kalou 16 ans zany tena mbola tsy nieritreritra ze we sipa eee, efa nisy nikotikoty ihany fa naleoko natao namana , fa efa 21 ans za vao tapakevitra ny nanao sipa zany. Za tsy mba nobedesina, fa vao nanomboka 17 ans za , ny zandriko vavy 16 , ny zokiko 18 , de nantsoin'i dada sy neny zahay indray hariva izay, de nilazany ny tantaran'izy mivady fony mbola nifankatia, dia nandeha teo ny fananarana sy ny torohevitra rehetra, de anjaranay ny nitsako sy nandinika ny voalaza, de nahay nitondra tena , sy nieritreritra tsara talohan'ny nanaovana sipa, na izany aza mbola niafina fa ranjokinay no nasiaka sy saro-piaro, fa ny aza fantany ihany ilay bandy fa fantariny ny fiainany rehetra, de raha tsy azoazony de tonga de tsoriny we tsy milay inybandy iny fa otranzao sy izao.
Fa ny zavatra hitako, de le ankizy voakapoka reny no vao maika mibolila sy manao ny tsy fanao.
Fa amzao njay za tsy hoe masiaka na mikapoka, fa saro-piaro am zanjiko faravavy tiako be iny, fa mba tiako hanaraka ny dianay izy fa tsy hibolila, fa isaorana azy fa henjy be izy :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.158