mbola voakapoka

21. Herimiafina ( 08/01/2006 07:10)
Kay, aleoko ihany kapohin'i Papa sy Maman toy izay kapohin'ny fiaraha-monina klé, hehehehehehe:-D:-D
22. fameusecousine ( 09/01/2006 10:08)
normal raha sarotiny ny rar ka ny fomba hitany fa mety de ny kapoka zay tsy de azo lazaina hoe fomba mandaitra ankehitriny ..za aloha efa voakapoka fa tsy nanao sipa t@ zany fa be famaliana e,,,ny hitako mety de firesahan ny rar sy zanaka ary ny fisian ny fahatokisana nefa saritra be io fa trondro ny laoka ary be koa ny saka tenda kanina tsy mifidy ohanina fa ,,,,,,:-D:-D
23. ari.malala ( 09/01/2006 12:14)
mitombina mitnsy le we miresaka sy miezaka matoky ny zanaka no tena fomba mahomby ndrindra e :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.149