Hivoaka hono ny 207

1. hery ( 03/01/2006 09:06)
Hivoaka amin'ny herinandro ambony io hono izany ny Peugeot 207. Ny endriny aloha dia mamono lolo... toa matanjaka ihany koa.
Io indray izany ho hifampitady amin'ny clio-n'ny Renault


http://www.channel4.com/4car/gallery/spyshots-2005/P/peugeot-207/207-dec05.html
novalian'i fasaly ny 09/01/2006 11:15
2. Fanja1 ( 03/01/2006 10:15)
mmhhhh tsy tiako aloha raha ny endriny e... aleo ihany 306 lol
3. diamondra27 ( 03/01/2006 11:16)
le C6 berling, le olona aoriana afaka manosika @ bouton le seza eo aloha, cache cide poche, intérieur confortable , humm milay an, efa hivoaka rahampitso ka
gasoil: 52600euros
essence: 41900 euros
4. hery ( 03/01/2006 11:45)
diamondra> ahoana ilay hoe le olona ao aoriana afaka manosika ny seza eo aloha? Iny tokoa mantsy mandreraka be rehefa hitanao hoe tery ny toerana aoriana... fa tsy manembatsembana ny saofera ve zany? :-D
5. diamondra27 ( 03/01/2006 12:17)
ka refa mahita oe tery izy de misy bouton azony tsindrina ao de mikisaka ho azy le olona

an an an tsy manembatsembana ka
6. kally ( 03/01/2006 13:31)
Izaho aloha laingalainga fa raha Peugeot sy Renault aoka ihany fa misaotra.
7. fasaly ( 03/01/2006 14:08)
tena milay izy zany fa otrinona klou ny vidiny e!
kally: ié misy mikilay mahintsy alou hoe tsy te hierika peugeot e!
8. Samoana ( 03/01/2006 14:09)
Vao navaokan'ny magazine vazà "Que choisir" omaly fa resin'ny japone sy ny koreana ankehitriny ny fiara erôpeana ( frantsay sy allemand ). Na izy tompony aza tsy tia raha natao ny sondage-na frantsay 17.000 !!
9. fasaly ( 03/01/2006 14:29)
zà klou de ny marika japonnais ihany no tiko e!
matanjaka , mateza tsy de misy problema firy mihintsy
marika vazaha, allemand tsa de voako loatra indrindra fa allemand tsy te hierika tsony....
10. mamzelkely ( 03/01/2006 14:33)
bofffffffff ts de mifanalavitra am 206 anie izy zany ts de tiko alo eee enfin mety mafatifaty ihany angamba io a vhv no mitndra azy
11. kally ( 03/01/2006 15:52)
Ny ahy tsy miala @ fiara allemand aho e!hafa ihany!!!
12. Ralay ( 04/01/2006 18:29)
Misy marina daholo ny voalazanareo fa ny fiara frantsay amiko dia tsara motera sy tenue de route fa ny finition dia tena zero mihintsy raha tsy haut de gamme % @ ny allemande sy ny japonaise .Ny er model fa ny ahy aloha dia voitures allemande foana hatramin'izay e.Ny japonaise koa tsara na dia lafo piece aza dia mafy sy bonne finition.Andraso hivoaka fa anaovako essai ny 207 dia lazaiko anareo ny impression-ko e :lol:
13. kally ( 04/01/2006 18:43)
Izay mihitsy Ralay a! dia antsoy aho haka sary eo akaikiny :wink:
14. Ralay ( 05/01/2006 12:23)
Zany ve ry kally entiko mitaingina mintsy njy e.Fa raha mandinika io sary eo ambony io aho dia toy ny 307 phase2 ihany raha io no 207 sur le plan estetika aloha dia efa tsy dia voako loatra e. :lol:
15. mandrindra ( 05/01/2006 14:49)
Io goaka be natao hidiran'ny rivotra io eo aloha io, nanomboka tamin'ny nivoahan'ny 407, no hitako fa manimba ny tarehin'ny Peugeot ankehitriny.
16. Ralay ( 05/01/2006 15:20)
Jereo eto ny sarin'ny P307 http://www.307.peugeot.fr/
17. Herimiafina ( 05/01/2006 16:13)
Asa raha marina izany fa ny génération pegeot taty aoriana rehetra hono dia mora mi-decalle ny maoterany, tara izany na avansa, tiako ho fantatra?:?:
18. Veloo ( 05/01/2006 16:47)
na 307 na 207 to mitovy ihany kle.. ary kely anie izany e bilikita mihitsy
19. pitchou ( 05/01/2006 17:34)
tsy atakaloko varamba rangah a! hihihihihi
20. kally ( 05/01/2006 18:45)
pitchou> Varamba anie fidinana ihany no tena miril' fa rehefa hiakatra iza no hanosika?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2135