Firariantsoa 2

1. Vahinala ( 31/12/2005 13:11)
Faly miarahaba ny namana rehetra eto amin'ny serasera tratry ny farany amin'ny taona 2005, ary dia samy ho tratry ny 2006 ihany koa isika rehetra, mirary soa,fahombiazana ary fahasalamana feno tanteraka ho antsika rehetra ary dia ho ela velona anie ny Serasera.org izay mampifandray ny malagasy rehetra erany vazantany efatra.
Mankasitraka.
novalian'i fasaly ny 06/02/2006 16:13
2. Fanja1 ( 31/12/2005 14:44)
Dia mirary soa ho antsika rehetra de samy ho tratr'antitra ato @ serasera hifanatrika @ vadi amanjanaka sy ny zafy:-D
Veloma 2005 de arabaina 2006
bizzzzzzzz daholo
3. jennifer2 ( 31/12/2005 16:32)
Arahabaina isika nahatratra ny faran'ny taona e!
De mirary taom-baovao sambatra ho an'ny rehetra e!:D
4. vale ( 01/01/2006 13:05)
Tany fona ny sainay mba te ho any fa tsy afaka, nanaona izy tao?
5. vale ( 06/02/2006 15:28)
8O iza ko izany misandoka vale eo ambony io izany8O:?::?::?:
6. fasaly ( 06/02/2006 16:13)
hihihihi! vale sao de injy ihanyfa tsy tadidinjy fa tsy afaka misandoka pa eto raha tsy diso za kou :wink::-D:-D:-D lao paozinjy amilay fahagàna lol!:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.76