IMPLANON

1. diamondra27 ( 29/12/2005 06:14)
nanao ahoana ny tohin'ilay formation natao tany dago momba an'io? Fangaha tsy efa nisy an'io taloha sa hafa le anarany taloha ?
novalian'i watafon ny 17/05/2006 13:49
2. jennifer2 ( 29/12/2005 23:37)
inona akia zany?
3. diamondra27 ( 30/12/2005 06:32)
jenni:karazana contraceptif akia io a!lavalava ohatran'ny tige ny afokasoka le izy de atsofoka @ bras de @zay ndry tsy bevohoka raha manao firaisana, de lany daty afaka 3 taona, ka tsy ny dokotera rehetra no afaka mametraka an'io fa dr spécial. Ohatra ny seringue zay le fitaovana ampiasaina hanatsofohana azy ao @ bras
4. diamondra27 ( 30/12/2005 06:33)
ny génicologue ihany no manapakevitra na mety aminao le izy na tsia
5. diamondra27 ( 30/12/2005 06:37)
raha tsy te-hampiasa sterilet ianao , na tsy te hihinana pillule de io no ampiasaina kanefa arakaraka ny toe-batan'ny olona io fa misy tsy mahazaka zany hoe toa ny fanafody rehetra misy ny effet secondaire

de zay no mahatonga ahy hametraka fanontaniana hoe: f'angah tsy efa nisy ohatran'io tany dago , misy zavatra natsofoka eo @ bras, t@ 1999 efa nisy an'io fa tsy haiko ny anarany
6. watafon ( 30/12/2005 08:47)
efa nisy hatrizay izy io k ! fa le anarany no tsy tadidiko ! rehefa tsaroako d teneniko eto !
7. Veloo ( 30/12/2005 14:51)
wata a misy ko lety ilay bory2 otran'ny peratra, (ring) hoy ry zareo aty... ty kosa mba tsara2 nohon'ny sterilet kle (io implanon)
8. watafon ( 30/12/2005 17:51)
Norplant no anaran'ilay nampiasaina taty dago fa tsy haiko na mbola io zao no ampiasanaina zao !
veloo, mbola tsy itako zany ring zany less !, le implanon aloha tsy d mi-géner loatra e! satria aty @ sandry no apetraka izy io
9. fijo ( 30/12/2005 18:50)
tsy mararay ve ny sandry amin'izany?efa henoko io tany mada
10. diamondra27 ( 31/12/2005 08:00)
fijo:zay indray aloha no tsi haiko e
11. watafon ( 31/12/2005 08:18)
tsy marary anagamba
12. Veloo ( 01/01/2006 00:15)
wata vao2 izy io ka vo nivoka aty :lol: (ring)
13. watafon ( 01/01/2006 07:41)
velooitako no tsy haiko !
Bonne année aloha e! bisous !:-*:-*:-*:-*
14. diamondra27 ( 03/01/2006 11:12)
veloo: ie tena tsara kia io sady tsy mi-géner a! de tsy mila manisa andro koa , tsy misy atahorana e fa refa akaikin'ilay 3 ans hono vao tokony ho mailo kely ihany
15. fijo ( 03/01/2006 20:45)
mitovy anmin'ilay norplant mihintsy izany e
16. watafon ( 04/01/2006 08:43)
fa ny anarany fotsiny no hafa e!
17. Veloo ( 04/01/2006 14:09)
ie zany angamba :°):°):°)
18. watafon ( 04/01/2006 18:01)
zany mihitsy k !
19. fijo ( 04/01/2006 19:40)
izay mihintsy.novana ny anarany dia atao indray izay hamparesaka azy,fa tsy dia nisy mpanaraka loatra mantsy izy io taloha.
20. Veloo ( 04/01/2006 20:23)
reto mpanara-kira fotsiny :-D:-D:-D saika nataoko oe panara-b.........:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7615