IMPLANON
26. booboo
(
08/01/2006 21:01)
tsy avy hatrany dia apetaky ny doko io implanon fa soloiny pillules klou mandritra ny 3 na 4 volana eo ho eo, hijereny na mahazaka ilay vehivavy na tsia. Avy eo vao apetany sous anésthésie locale.
Manelingelina kely fotsiny @ voalohany fa rehefa avy teo tsy maninona intsony. Raha nahay nanatsofoka azy tsara ilay doko dia tako-pery kely sisa no hita fa raha tsy izay dia manolatra eo foana.
Mizara be ny fihevitry ny vehivavy mampiasa implanon. Zà manokana tsy nahita olana.

28. watafon
(
09/01/2006 08:27)
booboo,misaotra anao satria voavaly daholo ny fanontaniana isan-karazany teny ambony e! d mety aminao zany le izy raha azoko tsara ?
30. watafon
(
09/01/2006 14:29)
booboo, za ange mora mahazo rehefa anazavana elaela e! efa fomban'i veloo io e!
33. fijo
(
10/01/2006 21:38)
izay indray ve booboo vao hita.sahoavy hanombo anay?hi hi hi ,veloo aky efa io mahazatra io an