soa ratsy
1. zefalah
(
27/12/2005 12:21)
faly be i serza kely nony tonga tany an-trano rehefa avy nianatra.
hoy serza kely:
-za rery ry dada sy i neny no tsy nahazo Zero manatody tao am-pianaranay tamin'i fitsapam-pahaizana natao omaly.
hoy ny rain'i serza kely:
-fa aona anaka?
hoy serza kely:
-Ka izaho ange ningitrika e.

novalian'i Veloo ny 05/01/2006 16:09