Havotra ilay namana

1. Fiffi ( 23/12/2005 07:54)
Talanjona aho ry zareo fa havotra tsara ilay namana.Tsy miasa manambady , zaza 2 , Nankany @ magasin grande surface izy nangataka asa . Tsy voaray na dia impiry aza nanao fangatahana. Isan'andro izy dia tonga foana ao @ io magasin io , indrindra rehefa tonga ny ora fisakofohanana , mipetraka eo @ tany eo sady mihinana , maka sakafo sandwich sy boisson. Farany tonga ity olona 1 niantso ny patron milaza "io indray ilay olona fa sady misakafo nefa tsy mandoha vola , nilaza izy "omeo asa aho dia afaka mandoha ny sakafo hohaniko" Tsy itan'ilay patron intsony izay hatao dia nilaza izy: "vous êtes embauché" hafaliana moa izany. Mba sahisahy kosa an!io ve no ilazana hoe" qui ne risque rien , n'a rien " ?
novalian'i fijo ny 29/12/2005 04:37
2. xxx ( 23/12/2005 08:46)
Avotra ve sa Havotra no fanoratra?:)
3. fanilo ( 23/12/2005 09:07)
qui ne tente rien n'a rien! misimisia ny otran'izany.
4. pissoa ( 23/12/2005 09:08)
Avotra akia fiffi fa tsy Havotra :-*
Fa tantara tena nisy ve io sa tamin'ny film?
(Ao ambadik'i Sahondra indray izaho izany :-D:-D )
5. Fiffi ( 23/12/2005 12:45)
pissoa: way ! tena ao ambadik'i Sahondra indray aho izany an! :-D:-D:-D Fa tena marina io an! satria olona fantatro izy io. hay tokoa " Avotra " fa tsy misy "h":-D:-D:-D
6. jentilisa ( 23/12/2005 13:19)
d taiza?
7. Bariry ( 23/12/2005 13:24)
sao dia film izany ry Fiffi âh. :lol:
8. Veloo ( 23/12/2005 15:01)
fiffi a "ceux qui risquent gagnent" ko retsy a...Nety mihitsy ny nataon'ilay ramatoa gasy ve aky io?:wink:
pissoa :-D
9. Fiffi ( 23/12/2005 16:35)
Bariry: tsy film io an! tena marina io , ary izay mihintsy tsy nanovako azy hoe "tantara" satria tsy tantara fa tena marina e!
Veloo: "ceux qui risquent gros " ve zany aloha ?:-D
jentilisa: tao @ magasin carrefour Paris Auteuil io an!
Veloo: lahy akia io an! Dia tena nety mihintsy aloha ny nataony e! satria efa miasa tsara ara-dalana akia izy izao an :-*:-*:-*
10. fijo ( 23/12/2005 19:55)
ary tsy mangalatra kaly intsony izany lery?
11. Bariry ( 24/12/2005 15:58)
Fiffi : Kay veeuuuuuuuuh(l)
12. akamatiana ( 24/12/2005 18:46)
zah ato ambadiky vohilana kle :roll:
13. jennifer2 ( 25/12/2005 02:50)
Hevitra tsara!!
14. pissoa ( 25/12/2005 17:04)
akama :-D
15. Veloo ( 26/12/2005 00:24)
fiffi ka bandy gasy ve zany ilay izy?
16. fijo ( 27/12/2005 22:05)
bandy ka
17. pitchou ( 28/12/2005 01:43)
kay kay kay! marina raha aty mada no misy manao an'izany raha tsy raharaha? hitangorona eo daholo ny mpangataka rehetra
18. fijo ( 28/12/2005 18:49)
hi hihih,ny mpanohitra toko ty mba nanao fa daroka no azony.
19. Fiffi ( 28/12/2005 19:26)
nahazo hatsasakin'ny 13ème mois ary izy ko!
pitchou: raha sanatria ka misy maheno hoe io olona io nangalatra na tsy nangalatra aza dia tonga de tambabe no azony , efa nahita an'io aho tao analakely an!
20. fijo ( 29/12/2005 04:37)
analakely manao tambabe.hummmm kely be izany kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5459