Havotra ilay namana
1. Fiffi
(
23/12/2005 07:54)
Talanjona aho ry zareo fa havotra tsara ilay namana.Tsy miasa manambady , zaza 2 , Nankany @ magasin grande surface izy nangataka asa . Tsy voaray na dia impiry aza nanao fangatahana. Isan'andro izy dia tonga foana ao @ io magasin io , indrindra rehefa tonga ny ora fisakofohanana , mipetraka eo @ tany eo sady mihinana , maka sakafo sandwich sy boisson. Farany tonga ity olona 1 niantso ny patron milaza "io indray ilay olona fa sady misakafo nefa tsy mandoha vola , nilaza izy "omeo asa aho dia afaka mandoha ny sakafo hohaniko" Tsy itan'ilay patron intsony izay hatao dia nilaza izy: "vous êtes embauché" hafaliana moa izany. Mba sahisahy kosa an!io ve no ilazana hoe" qui ne risque rien , n'a rien " ?
répondu par fijo le 29/12/2005 04:37
4. pissoa
(
23/12/2005 09:08)
Avotra akia fiffi fa tsy Havotra :-*
Fa tantara tena nisy ve io sa tamin'ny film?
(Ao ambadik'i Sahondra indray izaho izany :-D:-D )
Fa tantara tena nisy ve io sa tamin'ny film?
(Ao ambadik'i Sahondra indray izaho izany :-D:-D )
5. Fiffi
(
23/12/2005 12:45)
pissoa: way ! tena ao ambadik'i Sahondra indray aho izany an! :-D:-D:-D Fa tena marina io an! satria olona fantatro izy io. hay tokoa " Avotra " fa tsy misy "h":-D:-D:-D
8. Veloo
(
23/12/2005 15:01)
fiffi a "ceux qui risquent gagnent" ko retsy a...Nety mihitsy ny nataon'ilay ramatoa gasy ve aky io?:wink:
pissoa :-D
pissoa :-D
9. Fiffi
(
23/12/2005 16:35)
Bariry: tsy film io an! tena marina io , ary izay mihintsy tsy nanovako azy hoe "tantara" satria tsy tantara fa tena marina e!
Veloo: "ceux qui risquent gros " ve zany aloha ?:-D
jentilisa: tao @ magasin carrefour Paris Auteuil io an!
Veloo: lahy akia io an! Dia tena nety mihintsy aloha ny nataony e! satria efa miasa tsara ara-dalana akia izy izao an :-*:-*:-*

17. pitchou
(
28/12/2005 01:43)
kay kay kay! marina raha aty mada no misy manao an'izany raha tsy raharaha? hitangorona eo daholo ny mpangataka rehetra
19. Fiffi
(
28/12/2005 19:26)
nahazo hatsasakin'ny 13ème mois ary izy ko!
pitchou: raha sanatria ka misy maheno hoe io olona io nangalatra na tsy nangalatra aza dia tonga de tambabe no azony , efa nahita an'io aho tao analakely an!
pitchou: raha sanatria ka misy maheno hoe io olona io nangalatra na tsy nangalatra aza dia tonga de tambabe no azony , efa nahita an'io aho tao analakely an!