Gasy Champion du monde 2005

1. lapino ( 18/12/2005 09:18)
Ahoana kosa ny gasy no tsy mba ho champion du monde e?

Après la boxe savate, ce fut au tour du kick boxing de se parer d’une couronne mondiale. Celle des 57 kg et qui est allée dans les bras de Richard lors du sommet d’Hamedan , en Iran, et qui se pare ainsi d’or.

Clément Rabary



Christophe Rababany, quant à lui, a échoué en finale et rentre néanmoins avec la médaille d’argent.

Pour une délégation forte seulement de deux tireurs, on peut parler d’un authentique exploit auquel s’ajoute la percée de la Présidente de la Fédération malgache pour cette discipline. Mireille Rakotomalala a réalisé le coup de poker en devenant par la même occasion vice-présidente du Conseil d’Administration du Word Federation of Kick Boxing tout en étant Présidente de la Confédération Africaine de Kick Boxing.

La délégation sera attendue avec les honneurs, demain à Ivato, pour un accueil sans nul doute triomphal. Enfin on l’espère, car l’horizon du kick boxing malgache est assez limité.


Sommaire

(c) Midi Madagasikara 1998, toute reproduction interdite.

http://www.midi-madagasikara.mg/textes/sp051217.htm#deb:
Jereo eto
=D=D
novalian'i Aino ny 18/05/2006 07:06
2. Lepetitbeau ( 19/12/2005 06:43)
Arabaina daholo izy roalahy fa efa zava-dehibe ny vitany e! maromaroa ny ohatr'izany fa handroso ny fanatanjatena e!
BRAVO RY RETO AN!
=D=D=D=D
3. hesham ( 07/02/2006 19:06)
=D=D=D=D=D tsika gasy ange azo lazaina fa matanjaka sy mahiratsaina tokoa fa dia ny entimanana no tsy ampy dia otran`ny hoe zefa zany eee .
4. Veloo ( 12/02/2006 01:53)
hesham a zany miitsy aky a tsy misy olona otran'ny gasy aprsy ny jiosy an:wink:
5. Roch ( 08/04/2006 10:53)
Salut, milay rehefa nahavita, saingy ny zavatra mba tsikaritro, mialatsiny aloha fa tsy hoe mikiritika fotsiny.
Toa olona kely (kritidritika)izany hoy aho rehefa ny gasy no mba mahazo tompondaka erantany e, 57 kg hoe na ny vadiko aza 62 kg ka asa raha azonareo ny tiako ho tenenina. Manahy aho hoe mba nisedra adiverisera firy moa ry zalahy vao tonga @ izao anaram-boninahitra izao. Vitsy anie rey olona izany vazaha mainty, na vazaha fotsy 57 kg izany, sa ve fifaninanana ho an'ny zaza tsy ampy taona io?
Ry Parfait RAKOTONIRINA, 54 kg ka asanareo.
Na dia efa Champion du monde zao ny gasy, dia tsy mampatahotra akory ny mandre azy, aiza ko 57 kg eeee.
6. Aino ( 18/05/2006 07:06)
fa raha izany aza arabaina eh!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3367