fer a lisser

1. ravakamalala ( 17/12/2005 21:59)
o ry reto a! nareo ve efa nisy nampiasa an ireny? ohatran ny toa hoe manimba volo be izy ireny rehefa ela ny ela.

ny voloko mantsy matevina be dia mibontsina foana, ka mitady fika aho hanafisahana azy fa tena leo be.
novalian'i nenipita ny 06/06/2006 09:55
2. cheboman ( 17/12/2005 23:11)
tapahana :lol: (ilay volo an)
3. fasaly ( 18/12/2005 08:15)
ka na brushing kou nge manimba volo rehefa ela ny ela e! mitovy daholo ny effet-ny rehefa mandoro,
fa misy produit ky zao efa misy any am grande surface a! hosorana alohan'ny hanao brushing de de rehefa vita de asio crème coiffante kou! de tsy mibontsina, ny ahy ndray matevina be ny voloko de izay no hanovako azy! fa aleo atao brushing ihany fa iny voasintona tsara koukou! zay vao hataonjy an'ilay fer a lisser io, fa raha tonga de fer à lisser tsy hitsotra tsara sy tsy hifitsaka tsara akory lay volo....:wink:
4. kally ( 18/12/2005 09:11)
Marina fa manimba volo kokoa noho ny brushing ny fer à lisser satria mafana kokoa sady tonga dia mikasika ny volo mivantana ny hafanana.Fa ny coupe no ovay, ny ahy matevina be koa fa dégrader-ko foana na effiler-na isaky ny roa volana eo.
5. lapino ( 18/12/2005 09:53)
Aza fisahana zany, fa le volo matevina be ireny mihitsy ange no tena mahafinaritra amin'ny vehivavy e! Nen'sasany aza tadiavina habontsina. Le izy miparitaka eo ambony fandriana iny, de avy eo rehefa ondanana de mikiaka izy fa voaongotra. :)
6. vale ( 18/12/2005 11:47)
ravaka! tena io toro-hevitra'i fasaly io koa ny ahy! ny ahy indray ny ravaviko no be volo ka otran'io no ataony: brushing aloha vao arahina ilay fer avy eo! fa mety an! dia aza adino kou ilay crème de soins misy ireny mousse coiffante ireny kou e!resaka sérieux ny lazaiko andry fa ny ravaviko mpanao volo e!:wink:
mety koa io voalazan'i kally io! aleo tokoa aza ny volo matevina na mintsana aza mbola misy ambony mijanona eo fa rehefa manify izay ange ka tsy ita izay anaovana azy e!:wink:
7. ravakamalala ( 18/12/2005 13:24)
hatramin izao zao ny ahy dia "elseve liss intense" no fampiasako, efa manao an io soin avant brushing io aho, fa mbola hitako hoe mibntsina ihany , fa za aloha tsy mampiasa creme coiffante fa andeha andramako indray io.

Fa indraindray koa ilay manao brushing mamizana be mihitsy, adin ny 100 eo ihany, folapolaka mihitsy ny tanana miala eo.

za mantsy tsy mba miditra coiffure aty fa lafo benefa tsy afa po akory aho fa zareo tsy mahay misintona, raha coupe angaha dia mbola mety hiditra any ihany aho fa raha brushing aloha aleoko tolomiko irery ato ny ahy.

Fasaly > inn ny produit fampiasan dry?

vale > misy mousse coiffante lissante ve?
8. vale ( 18/12/2005 15:05)
ravakamalala:

hatramin izao zao ny ahy dia "elseve liss intense" no fampiasako, efa manao an io soin avant brushing io aho, fa mbola hitako hoe mibntsina ihany , fa za aloha tsy mampiasa creme coiffante fa andeha andramako indray io.

Fa indraindray koa ilay manao brushing mamizana be mihitsy, adin ny 100 eo ihany, folapolaka mihitsy ny tanana miala eo.

za mantsy tsy mba miditra coiffure aty fa lafo benefa tsy afa po akory aho fa zareo tsy mahay misintona, raha coupe angaha dia mbola mety hiditra any ihany aho fa raha brushing aloha aleoko tolomiko irery ato ny ahy.

Fasaly > inn ny produit fampiasan dry?

vale > misy mousse coiffante lissante ve?




mbola tsy nahita alou zaho e!!!
9. jennifer2 ( 18/12/2005 15:22)
Za indray reto mitady produit mba hampaytevina volo a!
10. fanilo ( 18/12/2005 16:10)
[quote=ravakamalala]


Fa indraindray koa ilay manao brushing mamizana be mihitsy, adin ny 100 eo ihany, folapolaka mihitsy ny tanana miala eo.

hihihi! il faut souffrir pour etre belle hoy ny fiteny ma grande... fa raha tsy voasintona tsara lay volo de hibontsina eo io, ça dépend ny kalité ny volo kou! e! raha tsotra be zao otran'ni an'i kally de zay efilé zay fa raha raid be otran'ny ahy de plus izy dégradé plus izy mibontsina...
ka eny amin'ny grande surface jereo misy mousse na crème ampiasaina alohan'ny brushing, ny ahy zao sunsilk lissage, tsy hoe ngita ny volo de manatsotra volo an! fa manampy an'ilay volo ho mora hatao brushing kokoa! de après misy crème coiffante fa mora maloto aloha vao mampiasa iny fa manasa loha matetika e! misy isankarazany ko iny.
fa rehefa misy fotoana de manadania fotoana elabe mijery zay produit mety aminao eny amin'ny rayon n'ny momba ny produit m-bolo aky! fa zà mandàny fotoana ela be mahintsy mijery zay mahasoa eny.
kanefa ny ahy njay lay somary mibontsina no tiko ky hihih!

11. kally ( 18/12/2005 17:21)
Mampiasà koa masque sy soins dia afangaroy menaka ny masque fa amin'izay mipetrapetraka tsara ny volo no sady mora atao.
Indry aza akia sambatra efa misy mpanoro hevitra firy ireo sady marina daholo ny voalaza.:wink:
12. mirana5 ( 18/12/2005 18:38)
ny ahy taloha t@ lava volo b dia nataoko plaquage, zany hoé asiana rouleaux 2 eo antampi-doha dia avy eo ny ambin'ny volo rehetra dia ahodina manodidina ny loha, tsy manimba volo satria ny t°ny lohanao no mi lisser ny ensemble é, ahodina 1 côté adi'ny 1 eo dia avy eo ahodina côté ray ndray dia MIFITSAKA NO MALAMA tsara ny volonao. clé nay t@ mbola kely reny é
13. majakely ( 18/12/2005 18:43)
mirana 5 ,,tena marina io kle io an,,,hihihi
14. fasaly ( 18/12/2005 19:07)
ié ny placage kou! mifitsaka tsara ny volo tsatsan'io aky!
fa ny ahy lay izy mikorotandrotana iny no hitavako azy! simba ny permanante mahintsy ny voloko knou!
15. vale ( 18/12/2005 20:24)
jennifer2:

Za indray reto mitady produit mba hampaytevina volo a!



ny mousse mampatevina indray no efa itako t@ pub, toa karazana apès shampooing ilay izy fa izy oe mousse fotsiny, dia mampisy volume izany!
16. ravakamalala ( 18/12/2005 20:38)
jennyfer2> tsisy mampatevina volo fa ilay manome volume fotsiny , mampiasa gamme na produit ray mihitsy : shampoing, apres, masque, dia avy eo ny mousse no tena efficace koa. be dia be ireny eny amin ny grande surface.
17. hesham ( 18/12/2005 22:53)
hihihihi randrano refa tsy hita ze anaovana azy e .
18. chipie1 ( 19/12/2005 18:43)
ravakamalala > huile de monoi sy masque l'oreal hanaovana bain d'huile , afangaroy tsara ,ny menaka hatao betsaka koukou de ajanony 30 mn ,
izay vao hatao ny brushing , (cheuveux sec)
19. diamondra27 ( 19/12/2005 19:25)
fa ahoana aloha le qualité ny volonareo e? lisse, crepu? blonde? Brune? rousse?

A chacune son traitement



20. vale ( 19/12/2005 21:42)
diamondra> blonde, rousse????:roll:8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2034