fer a lisser
21. vale
(
19/12/2005 21:45)
ravakamalala> raha mampiasa ilay mousse indry (tsy ilay mampisy volume io an!) dia iny koa mitazona ilay volo tsy horava ny tena asany! izany hoe rehefa vita tsara iny (brushing+ilay fer) ny volondry dia mitàna tsara avy eo! (toy ny laque fa saingy ny laque mampihenjana fa iny mijanona malefaka ny volondry!!!)
22. ravakamalala
(
20/12/2005 20:17)
Misaotra amin ny toro hevitra bdb:-*
vale> Hay ve sady mampiasa brushing no mampiasa fer e! heveriko fa ny iray amin ireo fotsiny anie e!
chipie1 > efa manana an io huile de monoi io aho fa inn le mask l'oreal?
be fanontaniana be a!:-D
vale> Hay ve sady mampiasa brushing no mampiasa fer e! heveriko fa ny iray amin ireo fotsiny anie e!
chipie1 > efa manana an io huile de monoi io aho fa inn le mask l'oreal?
be fanontaniana be a!:-D
23. Veloo
(
20/12/2005 21:13)
ravaka raha mety ny placage aloha dia io tairana satria io no tena natoraly retsy an.... io volon-njy io anie ho lasa rehefa manomboka ho antitra njy e :-D:-D:-D:-D tazomy tsara ny volo matevina an hihihihih
24. ravakamalala
(
20/12/2005 21:17)
Ka matevina loatra akia veloo an! ohatran ny be loha be zany a! sady amin ilay izy mibontsina dia ohatran ny saribakolin ny ntaolo zany ndry ! lé coupe tam années 60 ireny.
placage io fanaoko fa tsy dia glamour loatra koa e! zay no tena olana.
placage io fanaoko fa tsy dia glamour loatra koa e! zay no tena olana.
25. vale
(
20/12/2005 21:33)
ravaka> ieny aky à, ataonjy brushing aloha ny volondry dia avy eo arahina ilay fer à lisser indray! mazoto e! njy ty mimenomenona fa manana volo be dia be, zà ty mimenomenona fa manify volo! ts'ita intsony izy ity!:-D
fa aleoko ny ahy matevina iny misy fanafodiny foana fa ny manify sarotra e! :( momba ilay hoe randranina koa, tsara be koa iny! maninona tokoa raha randranina indray2 aky? izay manify volo itony mba maniry ny hirandrana fa indrisy!!!

26. ravakamalala
(
20/12/2005 21:48)
ka mbola fohifohy ny voloko dia tsy azo randranina, sady rehefa peta korona anie dia tsy endrehina randrana e!
tsy hita ry reto fa ny tarehy no ratsy dia ny volo no aholankolana a!:-D:-D
tsy hita ry reto fa ny tarehy no ratsy dia ny volo no aholankolana a!:-D:-D
27. chipie1
(
21/12/2005 12:19)
ravakamalala > masque reparateur elseve le izy (mavomavo ny boite ny)
28. vale
(
22/12/2005 21:05)
ravakamalala:
ka mbola fohifohy ny voloko dia tsy azo randranina, sady rehefa peta korona anie dia tsy endrehina randrana e!
tsy hita ry reto fa ny tarehy no ratsy dia ny volo no aholankolana a!:-D:-D
zay tinjy ihany io! fa za nefa mahita fa tsarabe le mirandrana! asa! f'angaha ny petak'orona hono ratsy tarehy?:roll:
29. ravakamalala
(
22/12/2005 21:50)
f'angaha ny petak'orona hono ratsy tarehy?
tsia dia tsia, fa hitako hoe tsy manendrika ahy fotsiny ny mirandrana, tsy haiko na za petak orona na zavatra hafa.???
30. kally
(
23/12/2005 16:26)
Inona ihany ary no nataon'i Ravakamalala ny niafaràny? Ny fety ity efa akaiky.
32. ravakamalala
(
30/12/2005 19:58)
kally > nampiasa mousse aho fa tena mety lé izy.misy mousse elseve izay, liss intense. dia ny placage koa no nataoko nisinisy. dia tena nety be mihitsy
misaotra anareo e
misaotra anareo e
34. kally
(
03/01/2006 17:58)
ravakamalala> Arahabaina izany nahazo fahasoavana kno! alefaso ary ity sary andinihinay azy e!
36. Veloo
(
05/01/2006 16:53)
ravaka a kay njy nanao placage ihany hihihi. Ity ko retsy misy produit zay (flat out) misy an'izany ve any? tena plat mihitsy ny volo azon'io avy manisy an'io dia asinan-njy brushing ilay izy na ilay fer a lisser...:-*
38. bozimanga
(
18/01/2006 11:04)
ary sao dia mba mahalala produit hianareo fa ny voloko matevina be nefa za tsy te hanao brushing no tsy te hanao fer à lisser fa produit tsotra no tiko hatao.
40. nenipita
(
06/06/2006 09:55)
ary ianareo ve mba efa nampiasa tsoka tsy mandry ilay eny amin'ny mpivarokena ireny mihitsy no tena tsara fa sady tena naturel no tsy misy fangaro produit chimpique mihitsy. Iny akia epoina de iny ampiasaina fa sady mahatsara volo no mahalava volo.