Mpanjono

1. Mariano ( 09/12/2005 19:38)
Indray andro nisy olona roalahy tratra nanjono teo amin'ny farihy iray tsy azo hanjonoana. Nandalo ny polisy : "voararan'ny lalàna ny manjono eto, mandoa contravention nareo" dia namaly izy roalahy hoe : "ka izahay ange tsy manjono fa mampandro kankana e", dia hoy indray ilay polisy : "ka na izany aza mandoa contravention nareo ihany ianareo satria ny kankana tsy manao maillot de bain."
novalian'i Veloo ny 18/12/2005 02:00
2. lapino ( 09/12/2005 20:25)
Henjana vô mahazo tsonjo kle! Hatramin'ny polisy avy mbola hoe ampanaovy maiô le kankana! tsssss :-D:-D
3. akamatiana ( 09/12/2005 20:38)
:-D:-D:-D
4. lapino ( 09/12/2005 20:48)
Hmmh! Tsy manao maiô indray ny kankana de taitsa ny tsonjo, ny amalona manko e! :-D:-D
5. akamatiana ( 09/12/2005 21:06)
fa nga ny amalona tia kankana waaaa:-D:-D:-D:-D
6. lapino ( 09/12/2005 21:10)
De ny kankana zany no tia amalona? :-D:-D
7. akamatiana ( 09/12/2005 21:22)
:-D:-D
8. lapino ( 09/12/2005 21:38)
Fa aiza kloo le toerana tsy azo anjonoana fa tsy hande any zay kle! Tô manao risoriso any am'le polisy le tsonjo ko! :-D:-D
9. dadasy ( 10/12/2005 09:25)
eo Anosy tompoko:wink:
10. akamatiana ( 10/12/2005 10:26)
:-D:-D:-D
11. lapino ( 10/12/2005 12:01)
Efa gidra le manjono eo Anosy kle! Tazan'ny olona eny amin'ny ambotaiazy ny kankana mipelipelika nefa tsy manao maiô! :-D:-D
12. pissoa ( 10/12/2005 13:32)
:-D:-D:-D:-D
13. Veloo ( 10/12/2005 23:30)
:-D:-D:-D:-D:-D
14. akamatiana ( 11/12/2005 05:32)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
15. Veloo ( 11/12/2005 15:23)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
16. dadabe ( 15/12/2005 01:18)
:evil::evil::evil::evil::evil::evil:
17. Veloo ( 15/12/2005 01:26)
:evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:
18. dadabe ( 15/12/2005 02:08)
:*:*:*:*:*
19. Veloo ( 15/12/2005 16:18)
:twisted::twisted::twisted::twisted:
20. pissoa ( 15/12/2005 17:10)
ojyyy - fa maninn veloo :cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0535