Antivirus sous Linux?
1. niainarr
(
08/12/2005 12:02)
Mba mila fanampiana aminareo namana izay afaka manampy fa tsy haiko ny mi-installé antivirus sous linux Redhat. no-téléchargé-ko ilay clamav dia tsy haiko ny mi-install azy ka mba detaillé-o raha mbo mety fa sady mbola miantra azy aho.
Merci d'avance
Merci d'avance
novalian'i lapino ny 10/01/2006 12:39
2. Fazar
(
09/12/2005 12:27)
Nga moa nareo tsy mahafantatra fa ny system linux de virus be tsy misy ohatr'azy
3. lapino
(
09/12/2005 15:57)
Arakaraka an'ilay hoe fichier inona no no-telecharger-na?
Raha ataontsika hoe efa tafiditra ao amin'ny rép ni-dwnld azy, amin'ny andalam-baiko io:
- raha clamav_blabla.rpm
- raha clamav_blabla.tar.gz: code source izany io, mbola mila décompresser-na, config, compil ary install:
Raha ataontsika hoe efa tafiditra ao amin'ny rép ni-dwnld azy, amin'ny andalam-baiko io:
- raha clamav_blabla.rpm
su # miditra kaonty root vao afaka mi-install
password
rpm -ivh clamav_blabla.rpm- raha clamav_blabla.tar.gz: code source izany io, mbola mila décompresser-na, config, compil ary install:
tar -zxvf clamav_blabla.tar.gz
cd clamav_blabla
ls # jereo fa tokony misy fichier hoe INSTALL ao
gedit INSTALL # jereo ao ny instructions @ installation. Ohatrohatra an'izao ny routines
./configure
make
su # miditra kaonty root vao afaka mi-install
password
make install
5. lapino
(
10/01/2006 12:39)
Jereo ihany koa ireto rohy ireto
RPM: http://infogasy.dyndns.org:8080/wiki/Wiki.jsp?page=RPM
Fametrahana avy amin'ny source: http://infogasy.dyndns.org:8080/wiki/Wiki.jsp?page=KomandyUnixInst
Baiko unix : http://infogasy.dyndns.org:8080/wiki/Wiki.jsp?page=KomandyUNIX