raovina
1. zefalah
(
03/12/2005 10:38)
avy any ambanivohitra be i Zefa sy ny rainy,namonjy fandevenana aty iarivo.
mpanakarena be mantsy ilay maty izay novonjen'izy reo
taty ka akory ny hatairan'i Zefa fa sakafo tsara be,mbola tsy fahitany no nohaninan'ndry zareo tao.
nony vita ny fandevenana dia hoy Zefa kely tamin-drainy:
mba rahovina ndray ry Dada vao hisy maty amin'ireo fianakaviana mpanana be reo?

novalian'i Veloo ny 18/12/2005 02:43
3. Herimiafina
(
03/12/2005 23:58)
Adino hatramin'ny alahelo, tsy efa niteny ve zah hoe tsisy tsara otsan,ny sakafo klé? hehehehe:-D:-D:-D:-D
4. Veloo
(
04/12/2005 01:15)
:-D:-D:-D:-D tsy ratsy iny ry zefalah.. so dia enao io Zefa io kay? :-D:-D:-D
io ndray ra hery :roll::roll: sy ny motika
io ndray ra hery :roll::roll: sy ny motika
6. Veloo
(
04/12/2005 22:33)
jennifer a za kosa tsy mba manaiky an'izany... de ho hatavy be eo zany tsssssss mandana manao voyage, manao zavatra hafa fa tsy mikaly kle tsssssssss:roll:
7. Herimiafina
(
04/12/2005 22:36)
Fa mivelona amin'ny inona hono njy ry Veloo, ranotsira ve? hehehehe:-D:-D:-D:-D
11. Herimiafina
(
05/12/2005 18:59)
Donky tsy minankanina zany njy io raha azoko tsara an, ethiopina volontera, kéré antsitrampo, hehehe:-D:-D
14. Herimiafina
(
05/12/2005 20:32)
Inn ty "vanitika" ry sonwin? sao de tsikitsiky? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
16. sonwin
(
05/12/2005 21:19)
herimbolamiafina> io fanaon lah isaky ny mamarana teny lazaina io no atao hoa "vanitika" ka, tandremo fa aretina io refa trop an:°):^)
17. sonwin
(
05/12/2005 21:20)
herimbolamiafina> io fanaon lah isaky ny mamarana teny lazaina io no atao hoa "vanitika" ka, tandremo fa aretina io refa trop an:°):^)
19. Herimiafina
(
05/12/2005 22:00)
Ka io anie style fa tsy vanitika e, refa le mahita filma horera reny zao ohatra de misy feo miafina manao hoe hehehehe foan de izay io, hehehehehe:-D:-D:-D:-D