femme seule
1. diamondra27
(
01/12/2005 01:30)
nisy ramatoa iray hono zany antsoina hoe: aîcha netsena de reto avy ny lisite: voasary, akondro, salade, trondro , pizza , yaourt, café, ronono, siramamy, fromages, divay, de nandalo teo @ caisse @zay de ozy le caissier: humm manirery an, femme seule, de nitsikitsiky be Aïcha sady niteny hoe: f'ahoana no ahafantaranao an'izany? de namaly le caissier hoe: satri enao ratsy tarehy
novalian'i Veloo ny 18/12/2005 02:54
2. kilalaki
(
01/12/2005 02:40)
:-w:-w:-w,f'angah moa rehefa ratsy tarehy dia voatery tsy maintsy seul(e)?
6. Mifenty
(
01/12/2005 16:22)
miverin-droa indray le izy kle.
>> olty ry bedada a.
aza manao anzany lah oe refa nandranandra de am zay an lah rery .
raha toa ka mitovy eritreritra am lah zany doly ny kofy d aona le. Naoin eo lah.
>> olty ry bedada a.
aza manao anzany lah oe refa nandranandra de am zay an lah rery .
raha toa ka mitovy eritreritra am lah zany doly ny kofy d aona le. Naoin eo lah.
7. Veloo
(
01/12/2005 17:50)
Mifenty :-D:-D:-D so dia mba decu tany ary lesy i bedada kle...:-D:-D:-D
sonwin a ahona no ahanfataranao an'izany ? :-D :-D:-D:-D efa niaraka t@ ireny nga njy? :-D:-D:-D:-D
sonwin a ahona no ahanfataranao an'izany ? :-D :-D:-D:-D efa niaraka t@ ireny nga njy? :-D:-D:-D:-D
8. mamzelkely
(
02/12/2005 07:48)
veloo< ka refa niaraka tamin reny anie sonwin de s possible satri t seule tsony le femme zany :-D:-D:-D
10. Mifenty
(
02/12/2005 10:09)
>>veloo
marina mitsy ngamba zay kle.
Mety voan'ny deçu tary lery de any amreny no mifatratra. lol
marina mitsy ngamba zay kle.
Mety voan'ny deçu tary lery de any amreny no mifatratra. lol
12. ari.malala
(
02/12/2005 11:34)
hihihihi zay ny anareo fa nivoaka daolo ny vokabilarin'ingahibe :-D:-D:-D
15. Veloo
(
04/12/2005 01:27)
mifenty a jereo ty"
>>veloo
marina mitsy ngamba zay kle.
Mety voan'ny deçu tary lery de any amreny no mifatratra. lol
18. mamzelkely
(
07/12/2005 09:23)
le femme seule ve??? ie za ka eh zany izy we mamzel fa ts m'dame :-D:-D:-D
