BEVOKANAO AHO
1. gasitiako
(
30/11/2005 12:29)
Niaraka hono ny vitsika sy ny soavaly tany anaty ala, torana tampoka anefa ilay soavaly lahy, fa naninona tampoka teo ary ?!!!!! BEVOHOKANAO AHO hoy ny vitsika, tezitra ny soavaly ka tapakevitra ny hamaly faty nony nitsangana avy teo, tapitra nitsakitsahiny dhl izay vitsika hitany teny an-dalana, nihetsika koa ny hambompon'ny vitsika ka niray hina ry zareo ka niara nirohotra hamely ny soavaly, nanao andiany 3,nony ela ny ela
aiza nareo zao ry zalahy a, hozy le ety @ tongony
namaly ny eny ambony, eto @ tendany zao zahay
tonga de KENDAO ary e
aiza nareo zao ry zalahy a, hozy le ety @ tongony
namaly ny eny ambony, eto @ tendany zao zahay
tonga de KENDAO ary e
novalian'i Veloo ny 05/12/2005 17:08
2. xxx
(
30/11/2005 12:58)
toa efa henoko izy ity, fa ianao koa angaha lay nandefa azy etsy @ lay concurrence sa tsy maninona na manao copier coller aza fa za mahita hatsikana be dia be
5. mimiso
(
30/11/2005 14:51)
Mba @fomba aôna kou zany klé, alaivo sary an-tsaina we soavaly sy vitsika hananona e? hihihihi:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
7. poopykelly
(
30/11/2005 16:03)
ny henoko indray dia hoe niady hono ny vitsika sy ny elefanta ka raha mba nisy vitsika kely iray tafakatra teo ambony ilay elefanta dia hoy ny namany rehetra tety ambany nihorakoraka hoe inby ny anay e kendakendao ilay io!kendakendao e!
10. gasitiako
(
01/12/2005 07:23)
possible, mety efa nisy mahita, ny blagues koa nge misy mpamorona e, ny tenantsika mba manao ihany fa matetika ny efa heno koa no averina, afaka tsy mankafy ny efa naheno fa mbola mety aminay tsy mbola naheno aloha h@ zao e, aleo mihinan-kely toy izay mandry fotsy e, ilaina ihany koa ny fanatsikerana be fahatany e, tsy olana fa izay ny demokrasia gasy e, misy mba maromaro ihany @ ireo blagy ato efa hitako sy efa reko fa za tsy mikoraika e, mampirevy izy de reveko milay koa
13. dadabe
(
02/12/2005 08:09)
gasitiko > toi aza kivy fa apetraho foana zay bilagy hitan'i toi fa zahay izao tsy mbola nahita ,aza mirarah ze kozzzin'ixxx toi
