olombelotsiakoho

1. gasitiako ( 30/11/2005 10:49)
niala vao maraina be tao an-trano za indray andro zay, vao haingana io, poritra mafy te hikapa ranony nefa za, tsy nahita coin fa voatery nitifitra poto, tonga tampoka anefa ireny le police communale ireny tonga de aviavy be, ny tena moa kelikely zay ihany sady efa diso rahateo ka maika ery hanao arrangement, omeo gala zany hozy lerony, bigala nefa no taty amiko, ity ary amereno woa mantsy andry zalahy fa tsisy majy, tsy manam-bola zahay hozy ry lerony fa manaova indrepa elaha de samy vita
novalian'i Veloo ny 04/12/2005 01:37
2. tiam ( 30/11/2005 10:56)
:-D:-D=))
3. gasitiako ( 30/11/2005 11:19)
raha enao kosa no teo @ toerako de taiza no natao, de inona koa no nataonao fa efa saika vaky ny vessieko
4. ari.malala ( 30/11/2005 11:25)
=))=))=))=))=))
5. gasitiako ( 30/11/2005 11:53)
mba ampiteneno moa le sarikely ry ari a
6. fiaritiana ( 30/11/2005 12:20)
raha zà njay de hoe mipipiza elà eto de samy miala!
7. gasitiako ( 30/11/2005 12:32)
aiza io
8. pissoa ( 30/11/2005 12:36)
marina ny an'i fiaritiana. sady enao ve vao avy nipipy kou hisy afitsoka intsony @ le faharoa? :-D:-D
9. fiaritiana ( 30/11/2005 14:49)
gasitiako:

aiza io



lé polisy no asaina mipipi eo amin lé nanaovanao ka dé samy miala satria tsisy majy!:-D:-D
10. diamondra27 ( 30/11/2005 15:40)
raha aty france enao manao zany de miomana ny PV raha tratra 900euros ngamba izy zay na de oe tsy akoho aza
11. dadabe ( 30/11/2005 15:56)
fa aty aminay aty senegal a hummmm .......:-$
12. Veloo ( 30/11/2005 20:47)
dadabe :-D:-D:-D:-D
inn ty majy ry reto... tena tsisy aiko mihitsy retsy teny resy kle, ka maninn no tsy tonga dia miteny oe pipi fa hipaka ranony :-D:-D:-D
ny hafa moa dia tsy aiko kle :(
13. dadabe ( 01/12/2005 00:39)
:(ny antsika ztm ihany a :*
14. gasitiako ( 01/12/2005 07:28)
ka tsy hitako intsony ry veloo, miteny za we volom-p... nahazo fanakianana mamay be, novaiko indray le izy mba tsy hanimba maso, maninn raha atao hoe mipipi, tsy haiko intsony e, milay foana ry reto a
15. gasitiako ( 01/12/2005 07:44)
ka tsy hitako intsony ry veloo, miteny za we volom-p... nahazo fanakianana mamay be, novaiko indray le izy mba tsy hanimba maso, maninn raha atao hoe mipipi, tsy haiko intsony e, milay foana ry reto a
16. ari.malala ( 01/12/2005 08:21)
gasitiako,:-D:-D:-D:-Dka tokony nasianao we âme sensible s'abstenir nge le blag e :-D:-D:-D:-D ary ampitenenina karakory mo zany le sary e, ts efa expressif b v reo e :-D:-D:°)
17. pissoa ( 01/12/2005 08:56)
aty aminay tsy haiko ra aona ... fa ngamba nde andramako le! :-D:-D

gasitiako kousany eh - enao aza niala tsiny niteny an'iny volom-... nefa mbola tsy nisy nanakiana kou (jereo le blagy masindahy piera)!
18. Veloo ( 01/12/2005 18:02)
gasitiako :-D:-D:-D:-*
ari a ie zay mihitsy retsy a :-D:-D
dadabe lasa any senegaly ndray ndry an :°)
19. fiaritiana ( 01/12/2005 20:22)
dadabe:

fa aty aminay aty senegal a hummmm .......:-$



zany an!ahoana hono?
20. fiaritiana ( 01/12/2005 20:25)
dadabe lasa any senegaly ndray ndry an :°)
[/quote]


zay ary toi ry dadabe fa bedin i veloo mandehandeha aty senegal aty an!

dadabe:ny aty senegal refa mi pipi dé mipetraka ry zalàh sady fahadiovna koa fa samy mitondra tavoahangy kely dé misasa avy eo! tsy ratsy an! ho anareo lhl!lol!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1524