alika sy voay
1. diamondra27
(
28/11/2005 10:00)
iarahantsika mahalala moa fa ny alika sy ny voay de tena sakay sy maso ary tena be rancune. Indray andro ary nisy mpihaza sy manjono sendra nifanena t@ le voay de hoy izy hoe: tsy maintsy matiko elah , pan, pan . De lasa nirifatra aza le voay, kanjo nahita trano iray izy de mba nila vonjy, de nandondombaravarana, tsy nahalala hoe iza no tao antrano, de nandondona ary hoy izy: voay, voay. Tsy sahy nanokatra le alika satria natahotra f'efa oe voay voay tsinona koa .De nanopa azy ary le voay: la sac à puce ity tsy ho azoko nga elahy ndray andro any, de tsy nanaiky lembenana le alika fa hoy ny navaliny hoe: pauvre sac à main
novalian'i Veloo ny 01/12/2005 18:07
3. diamondra27
(
28/11/2005 11:02)
fa mbola nisefosefo be ihany le voay de ozy oe: lelikalahy ty koa nama tena mandreraka mihitsy ka
10. sasa
(
29/11/2005 05:04)
:-D Veloo hi hi h hihi :-D:-D resak'alika indray izany ve no miainga ato
11. diamondra27
(
29/11/2005 07:16)
ndao ary tohizana le resaka fa tsy atao resaka alika e!
de rehefa tsy nosokafan'ny lay alika hono ravoay de lasa nanohy ny diany sady mitsamotsamona mihinana ovy hitany teo @ devant ny porte ary nifanena t@ Mme Orange de ozy izy hoe fa maika ho aiza Ramatoa zany no pressée toa io?
De namaly Mme hoe:purée,laisse-moi tranquille
De tezitra le ovy ka hoy izy oe ndana haingana enjeo ny rendez-vous nao @ Mr citron sao lasa eo izy (le citron koa manko pressé foana)

13. Mifenty
(
29/11/2005 10:04)
de aveo tezitra le voay d ozy tam lé alika hoe:
"tena manao lohan'alika mitsy lelikalahy ty sannna bave" (et il en bave mitsy kle)
"tena manao lohan'alika mitsy lelikalahy ty sannna bave" (et il en bave mitsy kle)
17. dadabe
(
30/11/2005 16:21)
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 29-11-2005 02:03:07
Lohateny : Re : alika sy voay
ahahahah adaladala mihitsy nareo reto ka
humm efa matotra indray neny a :*
19. dadabe
(
01/12/2005 03:30)
non matotra fa raha ampitahaina @ zao de vao maika matomatotra kokoa (efa tokony hiteraka @ zay tsika :wink: