fa maninona kosa e ...;

1. Mifenty ( 25/11/2005 09:59)
Fa maninona kosa le titre n'ilay sizé no averimberina in-telo in'efatra eh.

Efa ita né oe ni post nareo de ampy ny iray fa manjary tafidina ary am farany gidan-drambo ary le sizé mba mi intéréssé anay kle.
novalian'i Veloo ny 30/11/2005 21:12
2. pissoa ( 25/11/2005 10:14)
marina izany, fa isaorana sefo miezaka manala an'le mirevimeberina ... fa angamba mi-reload no mahatonga ireny e? :roll:
3. zakony ( 25/11/2005 10:41)
tena marina. misy duplication o azy le izy fa tsy fananiana
4. mamzelkely ( 25/11/2005 13:55)
:roll:
5. fiaritiana ( 25/11/2005 14:27)
tena marina izany, zay zao mamaly any amin le iray nefa koa mbola misy any amin ny sasany!
6. Herimiafina ( 25/11/2005 15:31)
Ka amin'ny le titre size voalohany i herimiafina mananihany de amin'ny sasany izy matotra be de amin'ny sasany indray izy neutre, de tsy maintsy atao telo ny titre mba hisy karazana toetra herimiafina, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
7. dadabe ( 25/11/2005 15:43)
anjekaky oo:roll:
8. fiaritiana ( 26/11/2005 18:52)
:-D:-D:-D
9. Mifenty ( 26/11/2005 20:19)
fa ity sizé nataoko ty né ka tsy mampome no tsy atao mampomé konokoa e.
10. lapino ( 27/11/2005 02:47)
Hatsikana ve aloha io sa lalao e? :lol:
11. dadabe ( 27/11/2005 07:56)
:roll::roll:
12. Mifenty ( 27/11/2005 13:40)
katsikana fotsiny ka
13. lapino ( 27/11/2005 14:22)
Izany hoe katsikana tsy mampome no tsy atao mampomé konokoa?
Toa himeme ihany aho fa katsikana marina kle ;)
14. dadabe ( 27/11/2005 15:49)
ouuuuuhhh!!!

humm anjekaky oo:{
15. Mifenty ( 27/11/2005 18:41)
tsy mampome mitsy le izy ka.

fa le tsy mampomé no mampome eh.
16. sasa ( 28/11/2005 06:05)
k'hita wa ry mifenty, tena mahakamo be mintsy le izy miverimberina be
dadabe tsy hita intsony le fanambarana fa avereno aty ambony, izahay kamo be hiditra any ambadika any:-D:-D:-D:-D:-D
17. mamzelkely ( 28/11/2005 08:40)
sasa< avereno de ataovy miveromberina de amizay ts mivadika page tsika:°):-D:-D
18. estine ( 28/11/2005 08:57)
za ve mahalala ?:lol::lol::lol:8O
19. sasa ( 28/11/2005 10:09)
mamzelkely hi hi hi hi tsy mahazo manao an'zany kan!
20. Mifenty ( 28/11/2005 11:21)
ka tena misy sasà mitsy anie mameromberona anlé izy é.

Fa le izy tkou anie oa tokony oe zé be mpanoratra no any am volouany fa tsy oe lasa any am pejy faha 6 nenao nefa be mpandray anjara iany e.

Avereno ra dada le fanambarana fa tsss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0701