hatezerana

1. xxx ( 25/11/2005 04:46)
-nisara-bady vao ho 1minitra sy tapany ity vhv 1,tezitra ka lasa nivoaka ny trano ary de nandeha ary dia tapa-kevitra fa zay bandy mikôty azy voalohany eo de iarahany,
-nisy lhl1 nahatsikaritra anefa izany zay tsy iza fa lhl efa nitsiriritra an'io vhv io efa ela,(ahy ianao androany hoy lery)
-nokôtiany ary de zakany sômatsara,tonga de nandeha izy reo ary vonona fa mba hampitony an-dramatoa de tonga de hanan rzareo(any an-tanimangahazon-drangahy io)
-t@n'zay kosa vao tonga saina ny vadin'ilay ramatoa ka nivoaka ary niezaka nitady am-badiny,ary dia fantany natoron'olona an'azy ny naleham-badiny sy ny olona niaraka taminy(lasa ko izy nande tany an-tanimangahazon'le lhl1 hitady ny vadiny)
-nony tonga teo an-tanimangahazo anefa dia akory ny hatairan-drangahy tompom-bady raha nahita ny vadiny mifatotra misabaka tongotra aman-tanana @n'ny fototra mangahazo no sady miboridana,lay lhl1 anefa @n'io tsy taitra akory teo anatrehan'izany zavatra izany no mbola milalao tsy taitra ny filahiany moramora
-tezitra mafy ilay lhl tompombady ka sady niteny hoe;ARY IALAHY IZANY NO TENA MPANGALABADIN'OLONA ETO AN-TANANA AN???MANINONA NY VADIKO NO FANTORAN'IALAHY EO KO,IANTSOAKO POLISY ...FKT
-le llhl1 anefa ts taitra namaly hoe;MORAMORA IANAO RAHALAHY,TSY MANGALATRA NY VADINAO IZANY AHO FA IZY ARY NO TRATRAKO NANGALATRA NY MANGAHAZOKO TETO DE IO ,IO HITANAO FATORAKO EO IO(sady mbola manohy mi-masta moramora ihany lery)
-de namaly ndray ny tompombady;KO RAHA ZANY NO IZY RANGAHY ITY TSY MISY HIDIRAN'NY FILAHIANAREO AMIN'IZANY MIHITSY,KO ATAO IN LALAOVINA EO IO??
-dia namaly ndray lay lhl1 hoe;AISS!!! MIARA-TEZITRA AMIKO IO
-
-
novalian'i Veloo ny 30/11/2005 21:14
2. Mael ( 25/11/2005 05:49)
8O8O kiiiiiii!!, kendan'ny mangahazo le sipa lé, sady amin'izay ilay bandy tsy mahavelona ny tahomangahazony akoury doumbou beuuhh
3. bozimanga ( 25/11/2005 06:45)
:roll::roll::roll:
4. sasa ( 25/11/2005 07:39)
:-D:-D:-D:-D:-D
5. gasitiako ( 25/11/2005 12:38)
tena 3x marina, ekena e
6. pissoa ( 25/11/2005 13:12)
:-w :-w :roll:
7. dadabe ( 25/11/2005 15:44)
lava lotra !!!zah tsy hamaky

anjekaky oo:roll:
8. Herimiafina ( 25/11/2005 18:47)
Nenah kou ato otsan'ny mitady ho tezitsa tampoka amlé sipa izany klé, hehehehe :-D
9. sasa ( 28/11/2005 06:06)
d misy mahita zavatra tenenina mintsy klé, :lol::lol:
10. Veloo ( 29/11/2005 17:57)
tsy misy hatsikana afa tsy SEX angaha ry reto? tsssssssss
lava lotra !!! za tsy hamaky :roll:
11. sasa ( 30/11/2005 05:01)
Veloo ka izay njinja no teneniko io ambony io kou, misy mahita lazaina mintsy wa e
12. ari.malala ( 30/11/2005 07:49)
hihihih, miara midonge nadrya izy mivady marina :-D:-D:-D:-D:-D
13. Veloo ( 30/11/2005 21:14)
ari :-D:-D:-D:-D avy hidongy ko e :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5365