table de multiplication

1. diamondra27 ( 23/11/2005 16:24)
dada:huuuuuuum hitako eto fa manana entimody ela ry lita, tsy maintsy hain'la hono ny tables de multiplication rampitso, alefaso ary, mihaino an' la za
lita: mora be zany ry dada a!
lita: la la la laaaa la la la laaaa
dada: ahoana no la la la sady tezitra be rabainina fa heveriny mananihany azy i Lita
lita: an an dada a!tadidiko le mozika fa tsy tadidiko intsony ny paroles, voilà tout
dada: snif snif!
novalian'i Veloo ny 29/11/2005 18:13
2. bozimanga ( 23/11/2005 16:36)
ha ha ha
3. Fanja1 ( 23/11/2005 17:19)
:-D:-D:-D
4. akamatiana ( 23/11/2005 18:10)
ha ha ha rabainina njay ve no nisniff kle =))=))
5. lapino ( 23/11/2005 20:42)
:-D:-D:-D

Ty koa ary misy an-kanisa e:

Nanatona an-dRangà ny prezidà-n'ny fokontany hiresaka
Pzd: Tena mila fiheverana mihitsy r'ingahy ity ny zanakao iny a!
Rangà: F'ahoana prezidà?
Pzd: De tsy mianatra mihitsy ve?
Rangà: Mahay foana izy na tsy mianatra aza ka!
Pzd: Ahoana koa no hampety an'zany? Antsoy ary lery hoe de ho hita eo!
Rangà: Ô ry Lita a, avia elà aty, haingana elà manisa!
Lita: 1 - 2 - 3 - 4 - 5 - 6 - 7 - 8 - ...
Rangà: Hitanao zany Prezidà
Pzd: Tohizo aloha
Lita: ...- 8 - 9 - 10 - Valet - Dame - Roi
6. Herimiafina ( 23/11/2005 20:55)
Mahay kosa ra-Lita an, zah aza efa bandy be otsandrainy ity mbola tsy mahay belôty foana, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
7. Veloo ( 23/11/2005 23:50)
tssssss inn mo no mba hainao ra hery a :-D:-D:-D
8. xxx ( 24/11/2005 00:32)
ry fou hehy no nanao io an-kanisa nataon i lapino io!:-D:-D fa tsy ratsy lo e!
9. ari.malala ( 24/11/2005 06:50)
hihihhi ary ny conjugaison? tao ampianarana zany d hianatra ny verbe boire (misotro) ka i Lita ol b lalao b ts mihaino fanazavana mints d tratra tampoka zany lery nadinin'ny mpampianatra:
Lita, anao, verbe boire temps present, d nande alo zany : je bois, tu bois, il boit, nous... nous... d nisy nanoro tany arina zany we nous boirons d nizesta b @zay i Lita nanohy, nous boirons, vous madriez, ils planchent (ka ny dadandry zareo mpivaro-kazo)
10. lapino ( 24/11/2005 06:55)
:-D:-D:-D

xxx < hay ve fou hehy iny e! notantarain'ol no nahenoako azy :)
11. diamondra27 ( 24/11/2005 07:24)
xxx, lapino: tsy maninona mitsy na impolo miverina aza fa refa mampme de zay no tdiavina eto sa???
ari koa tena milay le blagy an!zay adala no toa andrainy e! efa teraka sy lehibe tao fanaovankazo izy de tsy adinony mitsy io ka zay nahatonga azy niteny hoe :ils planchent (bois rond sy ny madrier manaraka ihany)

ze mbola mahita blagy hafa e asaina manoratra fa aza misalasala e!asiako :*:*:*:* be mitsy ny mpanoratra jiaby
12. xxx ( 24/11/2005 08:51)
conjuguez le verbe dramsser au present, tsy lita ndray io an! mampalahelo kosa lita e!atao heo koto njay!

je dramsse
tu dramsse
il dramsse/elle dramsse
nous dramssons
vous dramssez(vody ramose)
ils dramssent
voafelaka njay koto nefa mba tsisy diso ny conjugaison!!
13. diamondra27 ( 24/11/2005 09:08)
:lol::lol::lol::-D:-D:-D:-D
14. ari.malala ( 24/11/2005 10:08)
fa in no dikan'io dramsser io e? efa impiry henoko io blag io fa ts mety haiko ny dikany...
15. mamzelkely ( 24/11/2005 12:21)
ka tsisy dikany ky io ry ari fa mba te hiteny an le vous dramssez fotsiny a:-D:-D
16. ari.malala ( 24/11/2005 12:45)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
17. Veloo ( 24/11/2005 22:35)
:roll::roll::roll:
18. ari.malala ( 25/11/2005 06:48)
pitsapitsa fts le zazakely eeeeeeeeeeeee
19. diamondra27 ( 25/11/2005 13:25)
'ty koa ary misy akiray e!tohiny

Tany ampianarana hono de nanontany an'i Lita sy ny ankizy hafa le prof hoe: Efa hainareo par coeur ve le table de multiplication devoir nampanaovina anareo?
An'i Voahangy, firy ny valin'ny 3X9? 27 madama
an'i Piera, firy ny 2X6? 12 madama
etc.... de tour ny Lita @ zay ary
An'i Lita, firy ny 6X7? KAREMBEU , madama
20. dadabe ( 25/11/2005 16:05)
anjekaky oo:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4704