fanenjika

1. gasitiako ( 23/11/2005 11:50)
nisy adala anankiray nitanon'andro teo antokontanin'ny teoram-pitsaboana iray; de avy eo nisy dokotera mpitsabo iray nandalo teo ankaikiny; tonga de nenjehin-drazoky le dokotera; taitra t@ izany koa i radoko ka rifatra nandositra nanavotra ny ainy; reraka ihany avy eo radoko ka tratran'ilay razoky adala, ka hoy izy avy eo t@-dradoko hoe: "ianao indray izao no boka"
(hay kay le adala nieritreritra "fanenjika")
novalian'i Veloo ny 24/11/2005 23:08
2. ari.malala ( 23/11/2005 12:54)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Dtsy ratsy:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
3. mamzelkely ( 23/11/2005 13:05)
:°)
4. sonwin ( 23/11/2005 14:05)
:°):-D
5. pissoa ( 23/11/2005 14:57)
tsara eee :-D :-D
6. Mael ( 24/11/2005 05:57)
:D:twisted:hi,hi,hi saika tapitsa zay ny ain' dokotra lé:D:D:D:D
7. ari.malala ( 24/11/2005 07:05)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
8. gasitiako ( 24/11/2005 11:45)
nareo ve aona, saika lasa adala i dokotera
9. mamzelkely ( 24/11/2005 12:04)
:-D
10. Veloo ( 24/11/2005 23:08)
:°):-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1338