maondializasiona - glaobalaizeissionn
1. DotMG
(
20/11/2005 13:38)
Inona no tena dikan' ny mondialisation e? FANONTOLOANA sa FANATONTOLOANA?
Valiny: FANONTOLOANA satria ny firenena lehibe dia toy ny fanoto sy laona miady ary isika firenena kely dia toy ny akotry eo anelanelany eo : A court terme ho maivoka, à moyen terme ho fotsy ary à long terme ho torotoro.

novalian'i Veloo ny 24/11/2005 23:34
2. Bariry
(
20/11/2005 14:23)
Tsy ratsy indray iny analyse kelikely nataonao iny an. Mahalaza ny réalités tsara.
ok.
ok.
4. lapino
(
20/11/2005 20:21)
Fa isika ve izany dia ho victime foana e? 8-)
Mampalahelo mihitsy isika izany :snif::snif:
Kanefa isika dia manaiky foana ihany :snif::snif:
Fa danzz aloha iny kilalaon-teny iray iny :lol::lol:

10. Herimiafina
(
22/11/2005 21:27)
De rahovian vao lasa lafarina hono isika firenena mahantra? hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
Valiny: rehefa nosoloina ho machine fitotoana le laona sy fanoto, hehehehehhe:-D:-D:-D:-D